TSY MISY INTSONY NY VEHIVAVY RATSY
1. SOLTAKER
(
30/10/2005 14:59)
"Sady taviny no volony" , izany no fomba filaza matanjaka sady miverimberina eto @ tany sy ny fanjakana; tsy jijina amintsika intsony ny hevitra ambadika fa iaraha-mahalala.
F'amizao d raha taviny d'efa izy zany eh, ary tsy d misy ntsony ny hoe sady tsy taviny no tsy volony!
fa aza manahy fa mbola misy koa ny 3ème critère fa tsy hita ety ivelany, ary izany no tsy ahafahana mitsara ilay vhvv ety ivelany intsony, ka any izy no mety tsara indrindra eh!! any zany ny rendez-vous eh !! :-D:-D:-D:-D:-D

répondu par jajaf401 le 11/11/2005 04:38
2. fasaly
(
30/10/2005 18:55)
de aminao inona le 3eme critère?????
ny beauté intérieure izany??????
kou raha tsy matavy sy be volony le vehivavy de inona no iantsoina azy????
ny beauté intérieure izany??????
kou raha tsy matavy sy be volony le vehivavy de inona no iantsoina azy????
3. jajaf401
(
30/10/2005 19:37)
Raha mifidy aloha de aleoko ilay beauté ety ivelany ihany eh; ilay mampitendrora reny, =))=))
6. bichette
(
31/10/2005 07:59)
misy ol manambotra be ny endrika ety ivelany artificiel : fond de teint maquillage sns nefa rehefa esoriny daholo ireny ka naturel izy dé eo no tena hita hoe tsara ilay vhv. il n'y a rien de plus beau que le naturel : remède naturel, couleur naturel, repas frais legume frais et non artificiel, geste naturel, ....
9. jajaf401
(
31/10/2005 16:07)
ny tsara tsy voakolokolo koa angeh manirikiry eh, fa aleo ihany ny vita decoration kou! :-D:-D
10. jajaf401
(
31/10/2005 17:03)
Avy any anaty indray de raha mahay mahandro fotsiny izy d efa point fort zay amiko, 3è critère !!!!!!!!!
13. angelgirl
(
31/10/2005 19:56)
refa lay vao mifoha iny no tena ahitana ny hatsarana satria iny no tena naturel ,sans maquillage ,sans pacotille.....
14. Veloo
(
31/10/2005 20:32)
jajaf401 a,
tsssssss za tsy mino an'izany nareo tsy misikotra matoa tsy mbola mahalala ny ao am-pony kle:roll:
tsssssss za tsy mino an'izany nareo tsy misikotra matoa tsy mbola mahalala ny ao am-pony kle:roll:
15. boubounezy
(
31/10/2005 21:29)
lé zavatra hafa any ambany angamba no tiny ho tenenina @ lay 3eme critère ry fasaly a!
fasaly:
de aminao inona le 3eme critère?????
ny beauté intérieure izany??????
kou raha tsy matavy sy be volony le vehivavy de inona no iantsoina azy????
17. cutie
(
31/10/2005 23:12)
Veloo [ Valio ] 31-10-2005 21:07:32
Lohateny : Re : TSY MISY INTSONY NY VEHIVAVY RATSY
ny ao-pom no tena tsara eee
Marina ny an-jy :*
18. Herimiafina
(
01/11/2005 00:24)
Arakarak'ilay maso hijerevana an'ilay vevavy ihany io, samihafa ny fahitan'ny manodidina ny olona iray mitovy, misy ny milaza hoe tsara iny, misy milaza hoe eo ho eo iny, ary misy ny milaza hoe ratsy iny.
Otsanao ihany, misy karazana loko tinao, fa misy karazany tsy dia tinao loatra, dia toy izany kou, ny vevavy ataonao hoe tsara tsy voatery ho tsara amin'ny olona sasany, ny vevavy ataonao hoe ratsy dia mety tsara amin'ny olona sasany.
"Nous ne voyons que ce que nous voulons voir".

19. jajaf401
(
01/11/2005 09:36)
zaho aloha tsy mijery zay haharatsy azy hoatry ny an'i Soltaker eh, fa mijery zay hi-lancer-na azy foana, refa tsy tiako avy eny ambony de any ambany indray no eritreretina fa tsy hionona amizay tarehy fotsiny eh :-D:-D:-D:-D:-D
20. jentilisa
(
01/11/2005 13:36)
Ny vonnkazo na tsara na ratsy mila kolokoloina foana. Fantatra hatrany ny hoe voakolokolo, tsy maintsy hanintona hatrany ireny e!