bandy any @ lettre

1. angelgirl ( 27/10/2005 18:38)
ahoan nareo @ reny bandy any @ filiere lettres ireny no misy azy.Natokana ho an'ny vehivavy ireny .Any @ be atidoha no natokana ho an'ny lehilahy.
répondu par RADOUXE le 26/11/2005 19:18
2. sonwin ( 27/10/2005 18:52)
laviko tanteraka ny hevitrao
3. pika ( 28/10/2005 05:37)
fa favy be ngaha ianao io tsy mbola resin'ny sipa mihitsy @ fahaizana
samia manao izay manavanana azy fa ny tafita h@ farany no tanjona
4. xxx ( 28/10/2005 07:36)
Samy manana ny tiany io ry Angelgirl an ! samy manao zay mahafalifaly ny fony an
samy manao zay mahamiramirana ny sainy an
ny olo aby ôô
5. pika ( 28/10/2005 11:05)
:-D:-D:-D
6. majakely ( 28/10/2005 11:47)
eisy ee!!!!
7. jhouhlambout ( 28/10/2005 14:38)
=D angelgirl! Marina zany!
8. kiali ( 28/10/2005 20:31)
maivandoha be zany fisainana zany klé
9. pitchou ( 29/10/2005 04:06)
tena tsy mahatakatra afatsy lettres ngah ny lohan'ny angelgirl? tsy blem aky zany fa aza miseho milay mianatra siansa a! fa raha misy sipa tsy mahay afatsy siansa koa fa tsy mahay lettres aza miseho milay aminy hoe lettres no tokony handaniany andro a!
samy manana ny hainy io fany fahaizana tsy miankina @ sexe-nao! (sens figuré fa tsy sens propre an!) :-D:-D:-D:-D
10. angelgirl ( 29/10/2005 20:54)
mahy manaratsy ny sipa any @ math ery tsy mahalala maty!feminine ny filiere any @ lettre
11. RADOUXE ( 29/10/2005 21:20)
angelgirl:

mahy manaratsy ny sipa any @ math ery tsy mahalala maty!feminine ny filiere any @ lettre



Ka le olana anie tsy azonao fa tsisy manaratsy anao eto fa tonga am ze irinao enao fa ena no to tsy ty bandy manao lettre de mazao bandy siantifika d ao nareo samy b calcul ray trano ao
12. fijo ( 04/11/2005 05:23)
aza moma wa,fa na math aza no atao mbola mitady X sy Y ihany.ireo ngah tsy litera.????????
13. kally ( 04/11/2005 08:23)
angelgirl:

mahy manaratsy ny sipa any @ math ery tsy mahalala maty!feminine ny filiere any @ lettre



Mety ilay toe-tsainao angamba no nahatonga azy hanaratsy anao fa tsy noho ny fianarana nataonao loatra.
14. pat06 ( 04/11/2005 09:02)
WOUAIN BE:-D
15. RADOUXE ( 04/11/2005 15:07)
pat06:

WOUAIN BE:-D


oeeeeeeeeee:-D
16. pitchou ( 05/11/2005 03:49)
ze takatry ny sainao sy mety aminao re atao d vitafa ny hafa kou avelao hanao ze takatry ny sainy sy tiany atao e!
17. Ragadona ( 10/11/2005 19:41)
Nay anie mba ohatra ny fisainanao daholo ny an rehetra ! tsara ka
18. Herimiafina ( 10/11/2005 23:09)
Kay ty njay le resaka marina, fa misy inona hono ao amin'ny matematika ao sy ao amin'ny lettre ao e, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Misy fanavakavahambolokoditry ny sexe ngah klé?
19. Ragadona ( 10/11/2005 23:26)
Hitan la le voambolana
20. angelgirl ( 12/11/2005 20:23)


Mety ilay toe-tsainao angamba no nahatonga azy hanaratsy anao fa tsy noho ny fianarana nataonao loatra.
[/quote]


toe-tsaiko aona aky a! tt le monde me trouve cool et super zen an!na iza sipa manao maths na physique de tsy zakan'ny sain'ny bandy e!miseho ho azy anefa lay izy any @ maths tsy de be sipa :ceci dit majorité mecs.Any @ lettre sipa no tena betsaka ,miteny ho azy ny zava -misy e!dedi ho an'ny sipa anefa ny anao filiere de mecs fa tsy ho defi 'ny lehilahy mihitsy ny ho any @ filiere lettres.J'ose meme pas imaginer ohatra oa lehilahy iteny hoe "za andeha anao secretaire".par contre ,vao hoe sipa no manao hoe "je veux etre ingenieur btp ohatra dia efa ...Ny bandy zany manamaivana sipa manao sciences e!refa sipa manao sciences.Za koa zany les lettres c pour les filles ,c feminine à moins que le mec ne soit efféminée hihihihihi!!!!!!!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0851