Ny fihavian'ny Malagasy !
1. Levy
(
18/10/2005 15:57)
Efa mety nandeha teto ity loha-hevitra ity, maro ny hevitra, na boky milaza ny fiaviana na niandohan'ny malagasy ! Toa mifamahofaho ihany indray2! Fa rehefa miala ao Dago ianao, vao mametra-panontaniana lalina hoe: Avy aiza tokoa? Raha mifanerasera @ afrikana dia vaka ry namana isany...
répondu par Herimiafina le 23/10/2005 03:44
5. Herimiafina
(
19/10/2005 23:20)
Taranak'iza enao Rangita sa Rafohy ry ravakamalala, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
6. vale
(
20/10/2005 22:52)
levy> manahoana!
Ny mba nampenarina anay tany an-tsekoly aloha dia ao ny indonesiana, malesiana,afrikana... Ka na rehefa avy eo koa moa tonga ny vahiny sasany ka lasa mifangaro be araka ny voalazano! Tsy mpanao "recherche" aho an! fa zay no nampenarina anay t@ mbola kely ko!

7. Herimiafina
(
23/10/2005 03:44)
Ny vazimba de olona mitovy amintsika rehetra, fa autochtone na tompontany toa ny peau rouge sy ny indien aty zamerika fotsiny, tsy fohy izany fa ny olona taloha mintsy no fohy, mbola feno vazimba any Madagasikara izao ary toa otran'ny hoe misy fikambanana mihintsy.