Fanolanana, ara-moraly sa ara-siantifika?

1. estine ( 18/10/2005 06:57)
Teo @fianan'ny malagasy dia mipetraka foana ilay hoe FADY io no miteraka thotra ka nahaizany nahatsiaro tena @izay aataony (tsiny /tody).Tsy misy nanohitra io teo @fiarahamoniana malagasy .Taty aoriana najary tsy nanantaotra intsony ny olona .fa nainona?
-noho ny science nentin'ny fandrosoana nanjary finoana ho azy ,ary toetra gasy mihitsy ny tonga de mino.ary nanomboka nidiran'izao karazam-pahalalana izao de nanjary nametra -panontaniana ny gasy Moa marina tokoa moa izany?
-ny famolahana ny ADN ihany niteraka ny fangalarantaona eo @ankizy ,zaza vao14 toa ny 23 rariny ary raha hisy ny fanolalanana,votabia grefene @ty retraretra ity ko tsy hiteraka fangalarantaona eo @toe-batana sns...
-Nampian'ny toe-tsana siantifika tsy maintsy manao fanandrama ka de nanandrana nanao izy ka araka ny nandrarana no vazo maika nanaovany azy ary arkaraka ny nanehoana azy ho fahamenearana no toa vao maika namporisika azy ?vokany tsy voatana intsony ny fady ,adino ny fifanajana fona ny fizokiana sy an-tanatohatra. tsy mahagaga ry raha ny raiany no manolana ny zanany:?::!:8O
répondu par Herimiafina le 23/10/2005 07:27
2. Herimiafina ( 18/10/2005 13:13)
Ampiako kely hoe, nisy koa ny fanalalahana gaboraraka zay nadikan'ny sasany ho fanamarinana ny fanotana fady isankarazany.

Hany ka rehefa mahita ireo mamoha fady dia lasa manamarintena be hoe je reo ny olona fa toy izany daholo de lasa tsy menatra manaraka an'izay koa. tssss
3. estine ( 19/10/2005 06:39)
marina io volazany hery io efa mba misy ihany aloha ny ezaka teo @fanjakana ny @ fanivana ireo films sy boky maro maneho hametavetana.

-saingy ny olana de 'zao efa lasa besoins ny film sy sary rehetra misy fiboridana,sy fahavetavetana ka raha tsy ahitana ireo 'zay miseho de tsy mahazo fafiny.

-loza:?::!: ampianarina mitsy aza moa@marketing fa raha te handafo produits be de asina vevavy mianjaka ny pub,toy izany koa ny clip (joyk ohatra),ary ireto mpiangaly kilalaka sy tariny ireto.
-io influence du surmoi io no mahafoana ny sensure ao anaty ka iniana tsiniavina ny fahendrena nentindrazana.
-efa very ny maha MALAGASY....:?::!:
4. booboo ( 21/10/2005 19:57)
eka ouz
5. Herimiafina ( 21/10/2005 20:32)
Eka kou ouzy, hehehe:-D
6. dadabe ( 23/10/2005 06:48)
:-D:-D:-D:-D:@
7. Herimiafina ( 23/10/2005 07:27)
Isaky ny mahita an'i dadabe zah de maina be foana ny vavany, meo glycerine kely leiry fa vakivaky ny molony amin'ny sigara, hehehehehe:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4465