slt!
saika mba mitady lay hira na mahoraise ny titre balahé m'limba, fa misy natao ndry zareo en malgache lay izy, inona kay ny titre-ny? efa nande teto @ RVG izy io, efa matetika be, fa tsy mety azoko.merci
Tena anisan'ny ao antin'ny zavatra maro tsy mbola harako leisy zany ry liana an. Teneno ihany rehefa hita sao de mba metimety amin'ny sofinay le hira e.