routa
1. Achia
(
12/10/2005 15:44)
manahoana e! izho ihany;;ilay misionera saika ho avy androhany dia tsy tonga fa misy tsy ampy ny ttasiny; ka @ manaraka indray zany:valio raha voaray
répondu par dadabe le 22/10/2005 07:55
2. Herimiafina
(
12/10/2005 17:23)
Hehehehehe, ity ary ny valiny. de ahoana amin'izay? hehehehe:-D:-D:-D:-D
4. Herimiafina
(
14/10/2005 00:55)
Hooon tsatsako le secret nareo mitsam, heheheheheh.
Aza mataotsa fa tsy teniteneniko an'iza n'iza. Mety antsoitsoiko amin'ny megaphone eny ambony tafotsanonay fotsiny de alefako amin'ny radio kely angamba, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Aza mataotsa fa tsy teniteneniko an'iza n'iza. Mety antsoitsoiko amin'ny megaphone eny ambony tafotsanonay fotsiny de alefako amin'ny radio kely angamba, hehehehe:-D:-D:-D:-D
5. routa
(
16/10/2005 15:40)
enao njay hoa de mbola ho tsatsako kou fa aza maika .tsy aleo antsoina eto mihitsy:)de faly ery izy@iazany, mihinambary aza misy latsaka ko:)
6. Herimiafina
(
16/10/2005 15:43)
Aiza zany latsaka kely zany ry routa fa za zany noana be mahintsiny, hehehehehe mon ami routa marina.:-D:-D
8. Nickovy
(
16/10/2005 15:46)
ka ilay izy latsaka ao anelakelaky ny gorodina ko. Sady toa vary amin'ny katsaka hono no nohaniny.
10. Herimiafina
(
16/10/2005 15:48)
Hehehehehe, misy votabia tsy masaka tsara izy zany marina, miam miam, hehehehehe:-D:-D:-D:-D