sao misy mahafantatra

1. rasl95 ( 07/10/2005 08:32)
Mba naka film tamin'ny e-mule ny tenanay dia vita ilay télèchargements fa nony hijery azy de tsy misy sary fa feo fotsiny ka lazainy hoe fichiier GI no anarany ka sao dia mahalala afaka mamaky io fichier io ianareo, ny namakiako azy winamp 5.1 fa tsy mety, efa nandramako koa ny media player fa tsy misy mahavaky azy misy sary, dia mba toroy hevitra ny namana e!
répondu par lezozyabe le 10/12/2005 13:51
2. Herimiafina ( 10/10/2005 02:24)
Vaovao amin'ny tenako njay zany extension GI izany marina.

Ny fanaonay dia mi-télécharge lecteur kou manaraka an'ilay filma.

Jereo ny codec fichier GI de télécharger-o ze logiciel meny eo e.
3. Herimiafina ( 15/10/2005 02:38)
Aôna ihany e, nety ve? :-D
4. cheboman ( 03/11/2005 23:42)
:-D efa varina mijery film lery eh
5. satasol ( 08/11/2005 21:17)
tsy mety mihintsy le izy e, efa noverifieko fa tena hoe fichier GI de tsisy mahasokatra ny sary amin'le izy mihintsy , fa ny feo mandeha.
6. lezozyabe ( 10/12/2005 13:51)
Salama daholo eh!
Ny ahy indray dia fôn no ketrehiko, dekodazy sy reparasio, ka asa na misy afaka hanampy ahy @ ny lòzika (logiciel io)sy kisary² mikasika izany (schémas & astuces). Misy fôn Alca TH4 izay zao tokony ho dekodena nefa tsy misy lòzika mifanaraka aminy ao amiko ka dia nojerena fotsiny tery!
Ny mikasika io fichier GI io indray dia izao: andramo @ Power DVD na irony karazana lecteur DivX irony sao mba misy vahaolana tampoka any! Na andramo hovaina ny extention-n'ilay fichier e! oh ".dat" na ".avi" sns... eh dia ho hita eo ny ataony.!! F'angaha moa atahorana ahahafaty ny machine izany?
'Zay fa veloma eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0209