hitady namana

1. Naina ( 30/09/2005 19:22)
Raha mba misy mahafantatra an'iAugson Murielle na Augson Johnny mipetraka any Nice France na koa ny mail-ny dia mba miangavy anareo mba hanoratra ho ahy;dia misaotra indrindra.
répondu par scorpion le 09/10/2005 18:45
2. scorpion ( 01/10/2005 19:46)
Tsy misy fisaorana ka
3. scorpion ( 01/10/2005 19:46)
Tsy misy fisaorana ka
4. Naina ( 03/10/2005 14:45)
Isaorana foana ianao tsy maninona namaly na tsy mahafantatra ireo olona notadiaviko aza,misaotra e!
5. Naina ( 03/10/2005 14:48)
misaotra anao namaly e! mino aho fa ho fantatrao ihany ireo namakoireo
6. xxx ( 03/10/2005 14:49)
raha i Murielle aty aminy region parisienne de haiko ka ! lé johnny io ve zokiny
7. Naina ( 03/10/2005 17:09)
xxx:

raha i Murielle aty aminy region parisienne de haiko ka ! lé johnny io ve zokiny


mety tsy izy angamba izany fa anarana mitovy,ie zokiny Johnny fa ry zareo vao herintaona izay no tany fa avy any tsiroanomandidy,misaotrary xxx an!
8. Herimiafina ( 04/10/2005 03:44)
Ka inona no vaovao ao Tsiroanomandidy ao ry Niaina? Fa nareo aiza hoa aiza ao? Sao de le mipetraka eny Tsarahonenana, izahay mantsy avy tao Amboasarikely, le eo amin'ny Travaux io e.
Iza le Murielle sy Johnny sao mba hain'ny tenanay?
Mpandehandeha eny amin'ny lycée sy fofifa eny zah ty manararaotra iny piste lavabe an'ny air mad iny mba manano vitesy e. hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. Naina ( 04/10/2005 07:29)
Kay Herimiafina avy Tsi/didy?;nojereko ny sarinao fa tena tsy fantatro ianao;angamba efa elabe ianao no niala tany e?,izahaymantsy efa ela nipetrahana tany dia eo Amboasarikely koa no mipetraka mbola aty aloha aty fa tsy tonga eny @ travaux,raha efa nipetraka ela tany tsi/didy ianao dia mety mahafantatra an'i Murielle sy Johnny;teo Ankadinakanga ambanin'ny lasantsy ry zareo taloha no nipetraka dia avy eo nifindra tany Soanafindra dia izao lasa any Nice izao;nisy adresse mail nomeny ahy fa very ilay izy dia izay no antony itadiavako azy eto;mety ho fantatrao ?,dia rahoviana no ho any @ tanàna?;efa mba misy fivoarana kely any izao.Izay fa misaotra e!
10. fijo ( 04/10/2005 21:29)
ary nareo ary ve mahafantatra an'i vatosoa zanaky "pharmacie bongolava"?na i alain vazaha zokiny?
11. Naina ( 05/10/2005 11:46)
Fantatro Vatosoa fa efa any Tanàizy izao no mianatra fa tsy aty intsony;dia i Alain efa any France any angamba tsy dia haiko loatra ny toerana ipetrahany fa Mbola anabaviny koa toa any.Naina
12. Herimiafina ( 06/10/2005 03:26)
Hehe, za tsy dia avy any Tsi/didy loatra ny fihaviako fa mpihavy niasa tany e.

I Vatosoa koa mba fantatro, etsy 67ha apitan'ny poste izy izao no mipetraka. Zanak'i Rasenatera e. hehehehehe.

Ary Dr William ve fantar'i Niaina? Aty aminay aty izao ny anabaviny, efa niaina taty 25 taona. hehehehe.

Favy le Tsi/didy an. Efa nosokafana ihany ve le làlana makany Maintirano iny? Mano ahoana ry Miora Vatosoa ao, ry Ra-Johary sy ny Tariny. hehehe:-D
13. fijo ( 06/10/2005 20:51)
naina ,i mbola efa nody ko.fa i alin no aty.mifanakaiky izahay roalahy.
14. sonwin ( 06/10/2005 21:35)
ary zoky zany nameno tanana mihitsy tany dago an:cool:
15. Naina ( 07/10/2005 07:12)
Hay ve herimiafina nandalofotsiny no tany e!;raha iRa-willy ao @ soamadina dia fantatro tsara;nyanabaviny mipetraka any Ambatomainty be no namako.Ny lalàn'ny Maintirano tsy mbola vita hatr@ izao.
16. Naina ( 07/10/2005 07:21)
hi!hi!hi;hay moadokotera fa tsy ra-willy! azafady fa nafangaroko;fantatro koa izy k'ah;efa nahavita trano be eny anjanakazo izy izao

f'angaha moa i mbola tsy efa manambady any ry fijo?
17. fijo ( 07/10/2005 19:29)
manambady le vazaha antitra iny izy,fa tsy tamana taty,dia niverina any,fa lery no mivezivezy eo.
eran'ny tanana ngah ry sonwin
18. Naina ( 09/10/2005 07:11)
o ry Fijo ah! tsy mbola nahita an'i Mbola taty mihintsy aho manko fa ilay hoe:manambady vazaha no efa reko.
19. scorpion ( 09/10/2005 18:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7503