" développement personnel "

1. booboo ( 29/09/2005 13:37)
Ho an'zay tia resaka coaching sy développement personnel ity site ity. Mbola tsy vita hatr@ farany, hoe, fa efa misy azo vakiana sy saintsainina na izany aza !

www.re-bonds.net
répondu par jentilisa le 07/11/2005 15:07
2. sipagasy ( 29/09/2005 17:36)
mmhh tsara be injiko ve io ry booboo??? tsara tarehy annn sady tsara be ilay site fa tena ilaina e!
3. booboo ( 30/09/2005 09:43)
meuh nooooooooooooooon hihihihihihihi! isan'ny fianakaviako fotsiny izy kah
4. hery ( 30/09/2005 09:59)
Zah kou saika mba faly hoe nahita ny sarin'i booboo.

Asio sary ... Asio sary :-p
5. Herimiafina ( 15/10/2005 02:54)
Hehehehe, mitovitovy amin'io olona amin'ny sary io tokoa i booboo io. hehehehe:-D:-D:-D:-D

Misy CD dév personnel koa mandehandeha any, ao daholo ze ilaina fa ity site-ndry booboomiannkavy ty no toa hitako mora hianarana azy.
6. jentilisa ( 07/11/2005 15:07)
Ary noheveriko ho resaka analyse transactionelle sy Programmation Neuro-linguistique ilay izy sa izaho no mbola tsy mahay mijery?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9731