Mba mila hevitra @ tsika vehivavy

1. menakely ( 28/09/2005 08:06)
Aminareo moa ve mba mandaitra ireny appareil ampetaka @ vatana pour muscles ireny,de marque inona no tena tsara fa tena ohatra tena tsimisy mihitsy fotoana handehanana hanaovana sport @ club ireny ,ato an- trano moa dia efa toa reraka loatra dia tsy mahavatra intsony
répondu par angelgirl le 30/10/2005 14:45
2. bichette ( 28/09/2005 08:10)
za aky tsy mahalala aloha fa raha ny hevitro manokana dia na mihazkazaka manodidina ny paté de maison aza dia efa mety, misy ireny DVD momba ny gym ireny anie e ! dia iny fotsiny no arahina, assouplissement etirement dia miara manao amin'ilay DVD
3. chipie1 ( 28/09/2005 10:24)
aminy m6 isamaraina kou misy aminy 7h iny dia araho tsimoramora e ! tsy mandaitra ireny appareil ireny , misy aza ampiarahana aminy creme fa toa tsy hita ze resultat:-P
4. fasaly ( 28/09/2005 11:31)
amiko reny blabla resaka commerce fotsiny fa tsy msi afa tsy ny mi pratik sport ihany raha te hitaiza vatana e!, ny ao antrano kou ataovy veloma lava fa matetika tsy motivé raha irery enao, fa any ivelany ihany na amy salle de misy fahazotoana.
na de ataoko hoe une x une fois par semaine ve de tsy hanana hanaovana sport any amy salle?
5. boubounezy ( 28/09/2005 11:32)
tena mandaitra ireny fa mividiana ra tena mazoto ny manao azy enao.

menakely:

Aminareo moa ve mba mandaitra ireny appareil ampetaka @ vatana pour muscles ireny,de marque inona no tena tsara fa tena ohatra tena tsimisy mihitsy fotoana handehanana hanaovana sport @ club ireny ,ato an- trano moa dia efa toa reraka loatra dia tsy mahavatra intsony



6. fasaly ( 28/09/2005 11:33)
une heure x unefois io e! de raha tsy afaka mandeha salle de manao jogging any ivelany any.
7. boubounezy ( 28/09/2005 11:44)
itany fasaly! za ny zavatra novidiko lé tapis de marche ireny dé misy appareil fanaovana abdos kou novidiko niaraka t@ dé iny no ampiasaiko 30mn isanandro dès fois zany moin fa tena mety tsara mintsy aky io a! sady za mipetraka @ 5e étage dé tsy ty manao jogging any ivelany fa reraka be refa miditra ny trano.

fasaly:

une heure x unefois io e! de raha tsy afaka mandeha salle de manao jogging any ivelany any.



8. vale ( 28/09/2005 12:29)
Ny appareil apetaka aloha na d te hanome hevitra aza aho tsy fantako, ny azoko lazaina d mampiasa ireny claquette tonifiant ireny aho fa nisy résultat! Ary tam-boalohany aza mahare "courbature" mihintsy ianao effet-ny ilay izy!
Izay no azo atolotra! D mazotoa é!
9. Nananie ( 28/09/2005 13:42)
Za efa nanandrana fa ôtran'ny lanin'ny courant zany fotsiny wa. 4zay mihintsy angamba lay we il faut souffrir pour être belle :-D.Manao sport ihany no efficace, na dia ny fandehanana tongotra isan'andro aza dia efa zava-dehibe. Ny régularité anie no ilaina na dia kely fotsiny aza e!
10. Veloo ( 28/09/2005 17:28)
za mboal tsy nampiasa aloha e :°)
11. fasaly ( 28/09/2005 18:30)
ka bounezy a! hafa ndray anie reny appreil ireny fa ny tian'i menakely lazaina raha tsy diso zà de lay apetaka amy vatana reny e! tsa mamely reny aky a!
12. fasaly ( 28/09/2005 18:34)
efa nampiasa kou zà fa vao plus de 30mn de njao fa maimbo be ny appareil tsy mandeha tsony ny moteur, siiiiiiimba a! vita hatreo ny aminy.
fa raha appareil de musculation be reny mety tsara fa mila motivation fotsiny wa! fa raha sahala amiko aloha tsa mazoto mahintsy aho raha vao ao antrano e! fa aleoko mandeha any amy sport collectif ary de misy discipline no mazoto ara-dalana na inona hitranga sy hidona de ny une h ihany no fetra, mahazo aina ery avy eo!
13. majakely ( 29/09/2005 12:33)
raha kelikely bilitika fotsiny ny graisse ho halana de mandaitra reny satria hitan-dry ny sipa amin'ilay pub iny mahia be izy,angaha moa misy matavy ry zareo ?!!Donc no comment!fa raha misy poné ngezangeza reny amin'ny kibo an ; ! tsary ho hety eo mihitsy io!! marina e!
14. Veloo ( 29/09/2005 16:39)
o ry reto a manova exercice anasorana azy fa soa dia misy vokany eo ireny zavatra ireny kle. Ny zavatra natoraly ihany aloha essayena volohany kle... efa be lotra ny aretina ankehitriny. Sa ahona? na dia external ary io zavatra io ....:wink:
15. ravakamalala ( 30/09/2005 13:04)
Aza mandanindany vola am reny fa resa be fotsiny reny. Manaova foana akia sport a!Mihazakaza 30 mn isaky ny 2 jrs eo ndry dia arahina abdo kely sy exercice dia vita.

Mahakamo be mits am voalohany fa eritrereto fotsiny hoe afaka 2 herinandro dia efa mihena be ndry, na tsy dia mifady sakafo be aza ndry mihena foana.

Sady tsy manadany vola io no mahasalama.:-*
16. fijo ( 30/09/2005 20:04)
ao ary fa mba hanao aho fa be kibo e
17. vivi ( 30/09/2005 20:34)
o, ry ravaka a!marina fa tena tsara ilay sport fa tena tsy zakany aiko ka , za keli aina zay ihany , ny tena marina aloa ry menakely zay olona hitako nampiasa anireny toa tsy hitako zay fiovany !
18. fasaly ( 30/09/2005 21:33)
fijo:
:-D:-D:-D de in no ataontsika amzany manena ny sakafo ho hanina angmba e!
19. angelgirl ( 30/10/2005 14:40)
aza minomino an'ireny fa tsy misy otran'ny tena manao sport aky a!tsys aleo ndry ve mividy dvd na manao 10 mn de gym isa-maraina!tsy mahafaty
20. angelgirl ( 30/10/2005 14:41)
aza minomino an'ireny fa tsy misy otran'ny tena manao sport aky a!tsys aleo ndry ve mividy dvd na manao 10 mn de gym isa-maraina!tsy mahafaty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399