Sipa manaikitra!
2. pika
(
27/09/2005 05:21)
ary efa sendra izany mihitsy i vegas a
tandremo sao voan'ny haromontana esory tany dia omeo ny hafatra
tandremo sao voan'ny haromontana esory tany dia omeo ny hafatra
4. vegas
(
27/09/2005 06:34)
Mba manontany za satria ny zaza hono ra manaiki-nono de ahifika. De ra sipa de aona? ny ahy toa avelako eo kle.:P
6. chipie1
(
27/09/2005 07:07)
ka inn le kekerina klou ! raha kakerina mafinaritra mou haninn :-D:-P
10. vegas
(
27/09/2005 07:31)
bonne quetsion chipie1 clap clap clap. Ny sasany tonga de mamaly oe tia nefa tsy hainy ra any amin'ny maharary azy no vokaikitsa lol.
Aiza ko misy kaikitra hafinaritra ry chipie1?
Aiza ko misy kaikitra hafinaritra ry chipie1?
11. nikopol
(
27/09/2005 07:37)
vegas ka ny ahy tiko daholo na aiza na iza kakerina ka ...na maraharary azy de tiko fona :P
13. nikopol
(
27/09/2005 07:41)
anjamo less vegas de sao mba tianla ihany an! lol :lol:
fidio ihany aloha ny mpanaikitra sao ireny vampira ireny ka lasa horera njay :P
fidio ihany aloha ny mpanaikitra sao ireny vampira ireny ka lasa horera njay :P
15. pika
(
27/09/2005 07:52)
nikopol oh ilay hoe tsongotongon'olotiana na marary aza hihafiana satria natao hisangisangiana sy hanasivana tsirony io raha toy izay ilay kaikikaikitra eny @ takolaka, nono,kibo,...mety tsy dia maninona fa raha ily fika be no bory eo de ahoana??????
17. mandrindra
(
27/09/2005 09:28)
tsy arako, fa angaha raha vao hoe resaka mampiasa vava ny sipa dia tsy maintsy any amin'ny fika foana e ?
18. Nananie
(
27/09/2005 09:44)
mandrindra 'zany mintsy wa!!! Mety hoe sofina oh de bory le sofina.:-D
19. vegas
(
27/09/2005 09:48)
Tonga de any amin'ny maha anao anao mintsy ka! ny sofinao nga ny maha anao anao ry Nananie? sarotsaromy ndray aza ny sofina sao jerijeren'ny olona sa sao azon'ny vovoka e loolll