Hatsikana
1. vale
(
22/09/2005 19:30)
Tohizo izay mahay: "rafotsibe mita tatatra ka...!"
répondu par jajaf401 le 24/09/2005 04:06
2. bibilax
(
22/09/2005 20:16)
slt aloha e ity ary ny valiny : rafotsibe mita tatatra ka manokatra izay efa mikatona , marina ve o , hihihihahahaha ok baye2
5. lilbon
(
23/09/2005 03:52)
salut!
"rafotsibe mita tatatra ka manitatra ny efa mikombona" hi hi hi hi :-D:-D:-D
"rafotsibe mita tatatra ka manitatra ny efa mikombona" hi hi hi hi :-D:-D:-D
7. vale
(
23/09/2005 09:37)
Ie! tena izay mihintsy! hihihi, an,an, fa le manadino ny taona niainana aloha diso é! fa mety hanoizana azy ihany ka!tsy ratsy kosa indray iny an! hihihi
8. lebota
(
23/09/2005 10:45)
rafotsy be mita tatatra ka mampisokatra izay efa mikatona. Io no marina ! =D