Misy ancien Behoririka tao amin'ny Dojo ZOZORO ve nareo ato?
1. Herimiafina
(
16/09/2005 03:42)
Roapolo taona tamin'ny 4 août teo ny nandravana sy namonoana ireo namantsika, zanaka, Ray amandReny, sns mpanao Kung-Fu tao Behoririka, na tany amin'ny faritany. Tadidinao ve ireny vanin'andro ireny, fitsoahana, famonoana feno habibiana, RFI Diego, sns.
Na ireo izay concernés tamin'ireny resaka ireny, na ireo havana akaiky, ahoana ny hevitrao manodidina ny misitery isankarazany mitoetra hatramin'izao, maty tokoa ve ny Sifu Rakotoarijaona Pierre Mizael?
Tsy aleo ve resahana eto koa fa évenement anisan'ny tokony ho henatra ho an'ny firenena ireny.
Miara-mahatsiaro aminareo i Herimiafina.

répondu par NiainaJ le 09/02/2012 14:40
2. majesty
(
16/09/2005 04:52)
f'angah elah koa anisan'le akanga sisa nanamborana sa le valala mpiandry fasana lesss.:D
3. ralambo
(
16/09/2005 07:12)
slt Herimiafina!
Izaho manokana aloha tsy nihevitra hoe misy KF ato @ ity serasera ity kanjo nisy akama ihany tato. Milay r'ise a! Fa ny tena marina aloha dia mbola NGEBA-H'A t@ ireny fa dia tsy dia nahalala firy fa an'isan'ny nalahelo t@ ny fihetsika nataon'ny mpitondra izay toa zary nanala-baraka ny firenena Malagasy ka aleo izy ireo sy taranany ho tsarain'ny tantara eny e! Nisy fandaharana izay tao @ TV PLUS ary mbola niverina ny Talata lasa teo izay nijoroan'i Maître Avoko sy Mr Victor filohan'ny fédération KF eto DAGO ary lay namana iray nanaraka an'i SI-FU teny Andranobevava après le rombo tao Ambatomainty ka nijoroan'izireo ho vavolombelona fa tsy maty akory i Grand maître Pierre Mizaël RAKOTOARIJAONA fa mbola velona soa aman-tsara. Ary hitako ilay pseudo anareo hoe HERIMIAFINA koh!
Mazotoa r'ise a!
RALAMBO

4. Herimiafina
(
16/09/2005 13:51)
Samy mbola tany amin'ny kilasin'ny ankizy isika izany tamin'ireny.:):):):)
Nanao ahoana ny niainanao an'ireny fotoana ireny? Taiza ianao tamin'ireny? Mahafantatra akama hafa ve ise?

5. fijo
(
16/09/2005 19:51)
raha tsy maty izy,efa tsy henjehana intsony izao,koa maninona raha miseho??????sa misy ratsy natao
6. Herimiafina
(
21/09/2005 08:06)
Mety efa mandehandeha any izy fa mba hi-éviter-na ny olana ara-tsosialy sy ny mety ho vokadratsin'ny fahafantarana fa velona izy, dia tsy misehoseho aloha.
Iza koa no mahalalaraha mbola nandranto fianarana aty an-dafy aty izy hiomanany amin'ny fiverenany.8)

9. Herimiafina
(
21/09/2005 20:24)
Fa naninona ary no malaza be hoe tsy maty izy? De aiza ny porofo ankoatra ny témoignage, dia maninona koa no atao hoe efa maty izy nefa tsy misy poprofo koa satri razana hafa no nalevina ao ampasana maba hahazoan'ny fianankaviana pension avy amin'ny fanjakana.
10. fijo
(
22/09/2005 19:39)
tandremo ,fa raha izany indray no izy,dia tokony henjehana ny fianakaviany,satria manao hosoka.
aoka aloha hazava,fa ny olona rehetra nohenjehan'i radidy dia nivoaka daholo nony lasa izy.koa naninona no tsy nivoaka raha tsy maty tokoa.sa io le hoe maty,fa velona foana ao ampon'ny olona????izay indray ngaha ka zavatra hafa

11. Herimiafina
(
22/09/2005 19:54)
Mety tena izay mihintsy no heviny kah. Fa ny fanahy koa anie tsy maty e.:-D:-D:-D:-D
13. NiainaJ
(
09/02/2012 14:40)
Miarahaba e!
Mbola GEBA-HA ny tenako t@ ireny zava-nitranga ny 85 ireny, teo @ 6 taona teo mantsy za no raikitra iny zavatra iny. Nampalahelo tokoa raha ny zavatra nihatra t@ ireny satria na zaza na vehivavy dia nizaka ny mafy avokoa, nefa dia ny nahagaga sy nahatalanjona ahy hatrizao ny antony nanaovan'i Avoko ireny fihetsika mamoafady ireny, mety vola angamba?..
Tsy nifanalavitra b ny taonako sy i Avoko nefa za d mahatadidy n nahazo t@ ireny fa izy toa minia mikipy eo anoloan'izany.
Ny hoe maty! tsy mino io resaka io ra ny tenako satria mazava b ny antony: MANINONA ARY IZAHO IZAY MPIANANY 6 TAONA TSY MATY T@ INY ANDRO INY?????? NEFA ILAY MAÃŽTRE NO NOLAZAINA FA MATY????