gasy vaza sa japonais?

1. zefalah ( 13/09/2005 15:56)
manaona daholo ianareo ry ambany lanitra.
refa nanao chat,za de tratran'lay olona tsy mahay miteny gasy,ary matetika izy io.
lay fantanina.
moa ve misy gasy tsy hiezaka mba hianatra teny gasy mihintsy? izy niteny tamiko fa hoe gasy ,nefa tsy te hiteny gasy ? zany ve de marina?
ary raha marina? maninona no manambany an'lay tenin'ndrazana?
répondu par Herimiafina le 04/10/2005 04:52
2. maditra ( 13/09/2005 17:25)
Japonaise!!!, haha, tsara biby ireo ry ngahy e. Sady tsara fanahy no enthousiastique be! 8)
3. pitchou ( 13/09/2005 18:22)
kou mety tena tsy mahay teny gasy izy fa nareo kou
4. Herimiafina ( 14/09/2005 00:41)
Mety tena mahay ihany izy fa mba te-hahafantatra raha hifosa azy isika na tsia an.
Ny vazaha aza moa mahay ny tenitsika koa, telo volana dia mivolana.
5. agoago ( 14/09/2005 06:38)
Mety ho gasy teraka sy nonina any ivelany hatra@ izay izy dia tsy mahay ny tenindrazany.Raha hianatra ve izy tsy hahay tokoa.
Mahafinaritra ny mahita vahiny miteny mazava ny teny gasy.
Ny japoney ambolana dia mba mivolana tsara ny teny gasy, mitovitovy amin'ny fitenindry zareo hono ny teny gasy.
6. vale ( 18/09/2005 17:09)
Fa maninona hono ny teny gasy?
7. ravakamalala ( 27/09/2005 13:30)
Asa akia !8-)
8. Herimiafina ( 04/10/2005 04:52)
Mitovy amin'ny teny japoné hono de ravakamalala sy vale hono dorizina japonezy kou. hehehehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2152