Consulat Gasy ao Marseille

1. hery ( 13/09/2005 13:37)
Misy korontana angaha ao amin'ny Consulat Général de Madagascar à Marseille ao? Lonilonin'ny very seza sa adiadin-n'ny mpirahalahy sa dia fanakorotanam-panjakana mihitsy? Naharay hafatra ny teto amin'ny serasera (amin'ny teny frantsay) koa dia apetraka ao amin'ny takelaka anabavy amin'ny teny frantsay.
http://loharano.com/index.php?rub=forum/message&msgid=m4326d494a54d9

répondu par bozimanga le 29/09/2005 13:36
2. Samoana ( 13/09/2005 14:16)
Ankona za rahery namaky an-tsipirihiny an'ireo voalazan'ny gazety !!!
Aminay mpijery tsy mpiditra lalina(intsony):lol:dia samy nanana ny maha izy azy izy mirahalahy lasa mifandramatra ireo. Any @ consulat tokoa angamba no isehoan'ny tantara fa izahay aty an-tokantrano tsy naharay ny akony raha tsy Hery mitondra vaovao io !!!Ny mampalahelo dia olona nifandray tsara t@ izy miral avokoa ireo oul nanao sonia nandefa hafatra t@ serasera ireo.
Tsy manan-kevitra za @ hoe iza no diso saingy tsy dia gaga loatra @ sarom-bilany nipaoka satria lehilahy samy nohosoran-dreniny menaka no samy niezaka hamalifaly ny vahoakan'i Marseille sy ny manodidina kouh !
3. jentilisa ( 13/09/2005 14:42)
Ohatran'ny tsy haiko mihitsy koa ny miditra eo amin'ilay jereo eto io!
4. bichette ( 13/09/2005 14:55)
aiza izany izany ?
5. aliotsy ( 13/09/2005 15:21)
bichette tadiavo ao e
6. Veloo ( 13/09/2005 19:17)
jentilisa a klikeo aloha ilay jereo eto dia avy eo ampidiro indray ny anaranao sy ny password dia tonga dia misokatra knou :x
oooooooo tena mampalahelo raha tena nisy izany rehetra izany kle... soa ihany zany fa mba efa tsara
7. xxx ( 14/09/2005 10:08)
Mba fantatrareo ve fa ny Consul General ao Marseille koa dia voarohirohy t@ fakana vola tao @ Paositra Malagasy t@ izy President du conseil d'administration tao @ PAOSITRA Malagasy saingy ny fanendrena azy ho consul tany marseille no lasa aloha dia nalamindamina fotsiny ny resaka rehefa nasaina naverina ny vola, nefa ny namany niaraka taminy izao dia any Antanimora avokoa.

Fahamarinana sy fahamasinana mba aiza @ zany sa ny akamakama rehefa nametraka ny mpitondra teo @ fitondrana dia afa-maina ?
8. Veloo ( 14/09/2005 18:09)
Dia loza ty fitiavam-bola diso tafahotra kle...:twisted:
9. fijo ( 14/09/2005 19:20)
io voalazan'i XX io dia marina tokoa,raha le resaka pote malagasy.
za indray efa naheno resaka avy any mada,fa hoesorina ny consul eto marseille fa mifandray tendro amin'ny mpanohitra.raha ny fahitako le vaovao anefa dia toa ny lefitra no lasa ex,ka tsy azoko tsar ilay izy.
10. Veloo ( 14/09/2005 19:39)
fijo a rehefa tsy azonao tsara dia aza soratana eto e :-D:-D:-D:-D
11. fijo ( 14/09/2005 19:53)
izay vao azoko,fa vao namaky le gazety aho.raha ny fantatro aloha (hevitro ity,ary za irery no miantoka azy)dia olona tsy dia mazava io consul generaly io e.izay alehan'i lery rehetra ahitana olana daholo,ka tsy tsara ve raha asaina maka sisiny kely aloha lery e
12. Veloo ( 14/09/2005 21:00)
tsssssssss tokony exilena kely zany rangaha zany kle ....
13. naritsimba ( 15/09/2005 06:02)
Tena marina io voalazan'i XXX io, ary vao niakatra tribonaly vao haingana , saingy lery anisan'ireo olona nametraka an-dra8 tamin'ny Investiture voalohany satria anisan'ireo mpikambana tao @ HCC izy tamin'izany ka tsy hay izay ataon'ny mpitondra eo anatrehan'ny zava-misy.
14. sechat ( 15/09/2005 07:00)
De gaga ndray a ry reto maheno an'izany tantara zany?
15. Samoana ( 15/09/2005 13:05)
fijo> Toa nifona teo anatrehan'ny fiangonana ingahirainy araky ny reko taorian'ny zafera PAOMA ireny. Tsy arako indray raha navesabesatra ny fitatazan-drakitra t@ io fotoana fibebahana io:lol:
16. fijo ( 15/09/2005 22:10)
samoana,misy zavatra henoko momba azy io,maro,fa tsy firesaka eto.
17. boubounezy ( 26/09/2005 21:06)
mba lazao hoe zany ry fijo fa tena tsy arakay mintsy a!
nefa dé eto antoerana iany ny tenako! ary iza izany consul zany lé atao hoe jhonny ve? sa???

fijo:

samoana,misy zavatra henoko momba azy io,maro,fa tsy firesaka eto.



18. bozimanga ( 29/09/2005 13:36)
ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3876