Tranga US Open 2005
1. mandrindra
(
12/09/2005 09:57)
Nijery ankatoky ny famaranana US Open vehivavy aho tamin'ny zoma teo.nifandona tamin'izany i Dementieva sy pierce. Ny zavatra nahavariana ahy dia isaky ny fialantsasatra kely dia omena sachet feno glacon i Pierce. Io sachet io dia nataony ao anelakelampe foana. Inona no mahatonga na anton'izany ry vehivavy?
répondu par hesham le 24/09/2005 23:36
2. Vohitsara
(
12/09/2005 12:45)
F'angaha tsy hitanao fa marary azy ny muscle eo anelankelampeny :D
Ka iny sachet feno glaçon iny dia mi-soulager ilay muscle marary.
Ka iny sachet feno glaçon iny dia mi-soulager ilay muscle marary.
4. Vohitsara
(
12/09/2005 13:58)
:D :D :D tena deghany marina !!!
muscle eo amin'ny foto-pe r'ise no resahina fa tsy ilay fitaova-pananahana a !:wink:
muscle eo amin'ny foto-pe r'ise no resahina fa tsy ilay fitaova-pananahana a !:wink:
6. mandrindra
(
12/09/2005 15:06)
somary eo ambony kelin'ny lohalika ilay ratran'i pierce. rehefa mipetraka izy mandritra ilay pause iny dia hita ilay strapping, saingy ilay sachet ana glaçon kosa dia ary amin'ny lalina be ary no apetraka ary saromana serviette mihitsy. Ka izay no nahatonga ahy hametraka ny fanontaniana. angaha dia efa tena mafana be mihitsy no tsy tanty intsony ?
7. ds
(
12/09/2005 19:21)
deghany:
hay misy muscle zany ao???
Tena misy hozatra tokoa ao, raha tsy izany tsy mahavita raha... Sa ahoana Boboo ?
10. Veloo
(
14/09/2005 19:10)
misy hozatra doly na aiza na aiza ry reto a , na any anatiny ary ary mila manao exercice mihitsy aza :P:P
11. hesham
(
24/09/2005 23:36)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dnga nareo lehilahy irery no manana ozatra anelakelape