LOGICIEL LIBRE:Linux ;Inux....

1. xxx ( 08/09/2005 12:52)
Manaoana tompoko!
Mba tia anontany aho hoe fantatrareo ve ny momba ireo logiciel libre izay efa mihamaro izao ny olona manaparitaka azy? Lazao anay izay mety ho tombotsoa azo na koa ny lesoka aminy.Manantena ny fiarahamiasa sy valinteny mahafapo avy aminareo Namana rehatra.OK!

Nahitsin'i hery
répondu par zakony le 23/09/2005 09:48
2. xxx ( 08/09/2005 14:50)
Manao aôna klou eh!!
Ny logiciel libre dia anisan'ny efa be mpampiasa tokoa @ zao:
Tombotsoany :
1 - Enao dia afaka mahazo azy maimaimpona (raha tsy hoe anga hoe vidin'ny CD-R :oops:)
2 - Enao dia tsy mila mandoa vola any @ mpamorona satria tsy misy tompony ny Logiciel Libre (Ny tiako hambara de tsy mitovy @ Mikrosoft Vindoz :twisted: izay mila Licence ary dia lafo dia lafo ny vidiny)
Misy licence ihany ny Logiciel libre Antsoina hoe GPL ne General Public Licence izay tsy vidiana io.
3 - Ny tompon'ny Logiciel libre dia ireo mpampiasa azy satria ny firaisankinan'ireo mpampiasa azay no Nanamborana sy nanatsarana azy. Ny tiakao ambara dia: Afaka manova izay tsy mety ao anatiny ianao (Bug) satria Open source ny Logiciel Libre ary mandefa izany any @ namana mampiasa.
4 - Misy ny fiarahamiasa sy firaisankina matotra @ Sté Mpamoka ny logiciel sy ny mpampiasa. Afaka mandefa logiciel vaovao inao raha nahavita nanamboatra.
5 - Misy ny association afaka hidirana manerana ny Le monde : Madagascar : Amul.
6 - Matanjaka izy @ resaka reseau.
7 - Tsy tratran'ny Virus :D. satria ze tonga dia tazana ary fafana @ Tanana (Suppr)
Lafiratsiny :
1 - Tsy de mahita aho satria be kôkô (:^): Laingako zany fa ny olana fotsiny dia mila mahay mikitikitika.

Zay fa lany blaou za... Aleo ho an'ny namana ny ambony. ;-)
3. RockyMaivia ( 08/09/2005 23:23)
4. lapino ( 19/09/2005 08:09)
Ny lesoka aminy dia izao: Ampitovio ny
- linux sy windows na linux sy macosx
- openoffice sy MS Office
- Matlab sy ny scilab na octave
- Photoshop sy ny gimp,
- illustrator sy ny inkscape
- Dreamweaver na golive sy ny NVU
5. zakony ( 23/09/2005 09:48)
ny lesoka :
-betsaka loatra ny logiciel tsy hitanao ilainao amin'ny asa matetika, oh, misy ve ny Arcview, Imagine, sns ho an'ny Linux
-mila mahay kely (angamba be) izay vao afaka mampiasa, satria ny tenanao ihany no manao ny configuration ny machine... za tsy mahay
-asa na manao ahoana ny support technique
-misy version vaovao mivoaka foana isaka ny 6 mois

raha mahay informatika aho izao dia mety tsy mampaninona ahy ny hampiasa linux, f'za tsy mahaydia voatery miafy (mividy) zindoz sy ny tariny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2049