asa

1. zefalah ( 05/09/2005 22:56)
Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala?
zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?
répondu par boubounezy le 23/10/2005 13:54
2. Herimiafina ( 06/09/2005 05:24)
Ny zavatra mapidi-bola haingana dia ny fivarotana, satria iny no vola hita eo noho eo. Ka izay mifandraika amin"izay aloha banjinina.
8-)
3. moi ( 06/09/2005 05:38)
Fa na izany aza mba jerena ihany ny tsena e !
Ny ahy ny hevitro dia ny fampanofana ireny no tena milamina : mampanofa trano, salle, vilia, sono, ...
Miankina amin'ny toerana koa io e ! Raha mazoto mandehandeha dia misy fanantenana !

Ireny mpanangom-bokatra ireny koa misy vola, ao amin'ny fitaterana.
Dia ilay manao chantier koa (izany hoe ao amin'ny asa vaventy)

Misy antenaina koa ny sehatry ny hira sy mozika, animation ...
4. pika ( 06/09/2005 07:44)
na resa- dehilahy aza mbamanankevitra e tsy misy oh ny asa tena fa ny miasa isambolana raha tsy irony grand chef irony dia ny vola tsy voaray dia efa lany
5. sonwin ( 06/09/2005 08:01)
Manao fikaroahana dia mahazo financement...mitontona ny euro sy ny dolaka
6. lilbon ( 06/09/2005 09:32)
ny asa mazva nefa mampisy vola haingana !
raha mahay operation bancaire enao de io no zavatra tena haingana raha mahitahita enao!

de ny mamorona ny entreprise-nao koa no tena haingana!
amin'io enao sady patrô!
7. pika ( 06/09/2005 09:52)
ary raha tsy mbola an'asa mihitsy de ahoana :roll:
8. jajaf401 ( 06/09/2005 09:59)
Raha tsy mi-être deba aloha enao de tsy tafa eh! fa exploiter-n'olo foana!:roll::roll:
9. balouman ( 06/09/2005 10:01)
zefalah:

Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala?
zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?



za anie efa nikozy hoe menara tsara fa aza mingitrikééé
10. balouman ( 06/09/2005 10:02)
zefalah:

Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala?
zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?



za anie efa nikozy hoe menara tsara fa aza mingitrikééé
11. zefalah ( 06/09/2005 13:57)
hahahahaha...haaaaaaaaaaaa~~
:-D balouman> ka le izy anie de zao e.
za te ianatra nefa tsis vola..tsisy vola hividianana boky..de aona?
12. mandrindra ( 06/09/2005 16:11)
miasa dia manangona vola, dia mividiana boky hianarana, miezaha misondrotra tsikelikely. Sahala amin'ny tohatra io dingannina tsikelikely ny zantohatra fa tsy hoe mitsambikina dia avy hatrany dia ho tonga any amin'ny rihina fahatelo. Fa raha izay no tanjona dia ho lany hevitra eo.
13. Veloo ( 06/09/2005 20:47)
=D=D=D=D mandrindra a
14. Naliy ( 07/09/2005 06:51)
ahoana zandrikely a, misy ny bibliotheque raha te hijery boky mandrampamanambola hividianana boky. Ny harena azo haingana tsy misy tsirony fa rehefa ny tena no tena mifototra dia mamy be io. Sa ialahy te hanambady mpanakarena dia manankarena haingana koa. Laingako izany. Mianara lessy tsara a, dia manao projet dia araka ilay nolazain´ny namana etsy hoe mahazo financement euro na vola vazaha matanjaka. Mazotoa lessy a.
15. zefalah ( 07/09/2005 18:23)
manao commando any afganistan? mahazo 10,000 dollar
raha miverina soa-tsara avy any @ ady?
aona laisany @io?
10.000,raha mipody velona?
16. mandrindra ( 08/09/2005 09:49)
any irak koa misy an'io. Agent de sécurité any Irak 11000 $ isambolana ny karama raha sahy.
17. Veloo ( 08/09/2005 18:58)
o ry reto a ny aty sady mahazo nationalite mihitsy ka ahona nareo amin'izany?:wink:
18. Herimiafina ( 09/09/2005 01:04)
Ny zavatra rehetra rehefa tsy mandalo tsena dia tsy azo avadika vola.
Tsy maintsy mandalo tsena avoko na direktement na indirektement.
Ka inona no mbola hanaovana indirecte raha mila vola eo no ho eo.

Mitadiava zavatra favy be tsisy mpanana ka amidio mora, ampiasaina ny côcô varimasaka dia lasa izao, tsy asiana menamenatra izany.

Rehefa avy nanangona kely tao antsena indray andro dia mandeha manakarama olona amin'izay ka iny no amindrana le fika be, dia toy izany hatrany.

Mitango vola fotsiny.

Rehefa tena baibl tsara amin'izay dia manamboatra trano eny amin'ny toerana milay, tokotanin-dRAR, sns dia ampanofana, sns, dia mbola mitango ihany.

Dia diversifier-na foana ny activité hatao fa tsy iray foana dia n'inon'inona zava-mitranga dia tafa foana ny entana, refa tsy mety ny iray dia mety ny iray dia toy izany hatrany.
19. zandrikely ( 11/09/2005 08:39)
io ry zalahy rehefa mifototrea @ zay atao na inona na inona dia mahazo sosy vetivety a , fa tandremo matetika ny olona rehefa manakarena sy manmbola vetivety dia majifa vetivety ko an , fa aleo ilay hatsembohan'ny tena iny ihany no ananana fa tena miodina ty tantara ty an , dia mianara ko ra mbola mazoto e
20. boubounezy ( 28/09/2005 23:35)
tsy misy asa mazava zany ka mampanankarena haingana, fa tsy maintsy ny maizina fona lé bizn'é!
fa ra ny mazava no mampanakarena haingana dé za anisany efa rampanarivo erakizao totolo zao.
za tsy mandainga fa ny oul retra tokony anakarena doly @ famarinana ra zany no tena zava miseo


zefalah:

Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala?
zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3202