Nohavaozina ny takelaka
1. hery
(
02/09/2005 22:40)
Nohavaozina androany ihany koa ny takelaka tononkira http://tononkira.serasera.org
Ny fanavaozana nisy (ankoatra ny endriky ny takelaka izay mbola tsy mahafa-po) dia ny hafainganana izay nohatsaraina.
Novaina ihany koa ny fitsipika ankapobeny koa manomboka amin'izao dia ny namana mpikambana ato amin'ny namana.serasera.org ihany no afaka mampiditra hira.
Azo jerena ihany ka ny lisitry ny tondrom-peo gitara rehetra.
Raha misy olana na sosokevitra dia azo apetraka eto.
Misaotra antsika hatrany.

répondu par Samoana le 08/09/2005 13:01
2. saotra
(
06/09/2005 00:09)
salut hery
tsara klou le endriky ny takelaka e, milay be mitsy fa zao wa rehefa mandahatra hira ve de tsy misoratra eo ny psnao izay nangataka ilay hira sy ny loateniny?de refa mande le ira angatainao zay vao afaka mangataka in1?
de zao no tsy azoko, nandahatra hira za in1 mande zay de tonga de hira 10 teo aloako de 1t@reo no nisy nandahatra ( nisy psny ilay olona nangataka zany e) de tsy maintsy niandry le reo vita za vao nandahatra in1, tsy haiko no azonao le fanazavana na tsia. tsy hoe za manaratsy ny hira tinolona fa samy manana ny tiny io, fa le hira 8 teo aloako zany tena nahakrizy ana mitsy.
misaotra @ fanatsarana atrany;
mazoto e

3. hery
(
06/09/2005 16:14)
Tsisy fisaorana saotra ;-)
Momba ny fandaharana hira.
Ao amin'ny radiovazogasy.com no tena misy ny fandaharana hira fa ny ao amin'ny tononkira kosa dia lien mivantana mandeha any amin'io radiovazogasy.com io. Misoratra ny pseudo-n'ny olona izay mangataka hira. Mazava ho azy, be dia be ny mpihaino ao amin'ilay radiovazogasy.com ka samy mandahatra hira daholo ny ankamaroany. Dia rehefa mampiditra hira ianao dia tafiditra ao amin'ny faha 10 hatrany. Afaka mandahatra hira 3 kosa anefa (10 - 11 - 12 ohatra) Alaharo fotsiny fa misoratra ho azy eo ihany io.
Dia mazava ho azy ihany koa fa raha manao toa izany daholo ny namana rehetra dia eritrereto hoe hira fahafiry izany ny hira nangatahanao :-)... ireo hira 8 milahatra eo alohanao ireo izao dia efa niandry sy niady mafy toa izany koa ny nandahatra azy :-)

6. hery
(
08/09/2005 11:16)
chipie1> ie, napetraka io fa misy mandahatra fotsiny de dila tsy mihaino akory :d