chat

1. zefalah ( 02/09/2005 01:44)
salama doly e!!
mety mba anisany olona mpanao chat ngamba enao io.
za aloa mpanao chat,ary efa ho 3 taona zay no nanaovako chat,fa tsy de naitako tonbo-soa.
asa... za ngamba no adala...tsy hoe mitady tombo-soa aloa no tena anaovako tchat,fa manala azy...nendra ndray ndray de lasa ataoko ao anaty programme-ko mihintsy lay chat sy ny internet.
ka lay fantaniana de ty
inona no tandrona tratrarinareo @ lay tchat?
de inona no tena mahatonga an'lay hoe olona manao chat...mba azavao amiko hoe inona no tena antony?
te hiala chat sy internet aho.
ka inona no ataoko mba ialako anazy..de miaraka @lay tombo-soa mety mba ho azo vokatriny chat sy ny internet..
mesy be..
répondu par Naliy le 26/09/2005 21:10
2. bimanoa ( 02/09/2005 04:57)
raha izaho manokana aloha, matoa aho mi-tchat d mitady valiny eo no ho eo aho izany e, sady mitohy foana le resaka amin' izay
3. bekiboo ( 02/09/2005 05:46)
nenah indray ny fahitako azy dia izao rehfa tena mba hiala voly za d miditra chat sady eo ange afaka maka namana ihany koa ny tena eh.Efa tombo-soa lebe ho anah izay.Tadidio fa misy olona maro rehfa nifanerasera teo ninamana d lasa mpisipa d tonga nivady ka tsy efa tombo-soa v izay.
Raha t hiala amin io ialahy ry zafalah d izao aza manokatra internet mihiotsy d afaka:-D:-D:-D:-D
4. Tsitsa ( 02/09/2005 09:24)
ny chat dia nitondra voka-tsoa ho ahy satria tao no nahitako ny olon-tiako.:D
5. jentilisa ( 02/09/2005 14:24)
tsss...de tsy miodina ve izy avy eo?
6. Veloo ( 02/09/2005 15:48)
za tsy afaka mi-tsaty :cry:
7. Papoose ( 02/09/2005 16:35)
enao koa toa lalina. Raha zah enao dia mitondra chameau any anaty desert. Sure mihitsy aho fa tsy hisy connexion any e! tsotra b nge zany ee :^)
8. Veloo ( 02/09/2005 17:15)
papoose a ka efa oe tsy mety knou... blocken'ny administration ny ordi-nao de inn no azo atao? an an an :roll:
9. carolina ( 05/09/2005 08:20)
salu dol e!
10. Naliy ( 26/09/2005 21:10)
Vonoina ny ordi dia manao zvtr hafa fa raha hichat foana lasa domelina eo. Tsy atao be loatra dia Ok. Mianatra mifehy tena kely dia mandeha io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054