Andy Razaf

1. aristar ( 01/09/2005 20:33)
Ho any ireo tanora tsy mahafantatra dia misy jazzman gasy malaza (cousin an'i Fats Waller) Andy Razaf (December 16, 1895 – February 3, 1973), (born Andriamanantena Paul Razafinkarefo also Razafkeriefo) . Teraka tany Washington, D.C., zanak'i Henry Razafinkarefo sy Jennie Waller, zanaka-vavin'ny consul-ny Etazonia tany Dago t@ 'ny andronin'i Ranavalona III.
Nanoratra tononkira lasa standard @ Jazz izy dia ireto misy vitsivitsy :
* "Ain't Misbehavin'"
* "Honeysuckle Rose"
* "In the Mood"
* "Black and Blue"
* "Stompin' at the Savoy"
* "Garvey! Hats Off to Garvey"
* "U.N.I.A."
...
répondu par miarina le 19/10/2005 07:29
2. booboo ( 02/09/2005 12:05)
kay ve ? sôtra nizara
3. fafa ( 03/09/2005 15:40)
Fantatro ny fisiany, ary misy hirany ataondry Joëlle ohatra taty aoriana fa tsy de fantatry ny olona loatra izy io! misaotra nampahafantatra fa zava-dehibe zany! e!
4. miarina ( 19/10/2005 07:29)
MEty tara kely ianao raha izany ... t@ 1995 nisy fankalzanan ny faha 100 taona ny nahaterahanay dia asa na henonao na tsia.

Misy hirany koa ataon'i Diana Krall nivoaka t@ album t@ 2001
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2338