mpihira ankafizina indrindra
1. maditra
(
26/08/2005 19:54)
Ndao samy hilaza izay mpihira tena ankafizina indrindra sy ny antony ankafizana azy. Oh: Hira, bika, feo, dihy, tarehy, sns e
Zah manomboka azy.
Din Rotsaka
Itiavako azy: rithm.
Zah manomboka azy.
Din Rotsaka
Itiavako azy: rithm.
répondu par bozimanga le 20/10/2005 13:00
4. cutie
(
26/08/2005 21:23)
ny ahy Rija ramanatoanina, solo , lalatiana , Rakoto .
Tsara feo daholo
Tsara feo daholo
6. saotra
(
27/08/2005 06:41)
Mahaleo no mpihira tiko indrindra
tiako ny tononkirany , sady ahatsiarovako anay nivazo tambony tambo t@zany fotona zany miaraka @ gitara sy le feo mivalana be
8)
tiako ny tononkirany , sady ahatsiarovako anay nivazo tambony tambo t@zany fotona zany miaraka @ gitara sy le feo mivalana be
8)
7. jos13
(
27/08/2005 08:15)
ny ahy aloha tsy hoe tiako fa dihy vvao any indray hono zany kilaliky izany , ny mahatsara azy hono madeha toa any sobakaka ireny ilay dihy, na manao seza rivotra no mandede, mamizana b
8. vivi
(
27/08/2005 08:18)
tsy mahazo resaka koa ty jos13 ity , mpihira fa tsy hoe dihy, ny ahy aloha dada fordophin satria tsara tarehy izy taloha
9. Akomba
(
27/08/2005 08:36)
Vehivavy:
Ny manja idrindra: Giana, Francia (indraindray), Hanitsoa
Ny tsara feo indrindra: Bodo, Lalatiana, Sady milay be ny hiran'ireo, saingy indrisy i Lalatiana tsy eto.
Ny lehilahy:
Rija ramanantoanina, Nono,Mahaleo

10. sonwin
(
27/08/2005 10:11)
Ny ahy Jeneraly, mifoka moly ohatr'ahy:@ , saingy efa lasa moa izy:(, Samoela koa reveko fa miteniteny foana:P, Jaojoby Junior..mahay manetsika ilay tsy misy taolana:cool:
11. flore
(
27/08/2005 12:26)
Ny anahy ndreka i Din ROTSAKA fa sady tsara tsara feo no manano "dihim-boay", de BABAIQUE tiako bé fa manano hiram-pitiavana fo !!
12. watafon
(
27/08/2005 20:13)
francia : tsara tarehy no mahay mihira
bodo sy lalatiana : anisan'ny vehivavy gasy mahay mihira indrindra sady tsar feo e!
bodo sy lalatiana : anisan'ny vehivavy gasy mahay mihira indrindra sady tsar feo e!
13. fijo
(
27/08/2005 21:25)
ny ahy,mahaleo sy ricky ary ambondrona.ireny,mba sady mampirevy no mampisaina.
raha vavay dia i bodo,sady mahay mihira no tsotra no mitovy anarana amiko.
raha vavay dia i bodo,sady mahay mihira no tsotra no mitovy anarana amiko.
14. Mouni
(
27/08/2005 22:47)
Ny ahy mpihira ankafiziko idd dia Erick Manana, mahay mihira n'inon'inona rythme na style ataony:oops:
15. Mouni
(
27/08/2005 22:52)
Ny ahy mpihira ankafiziko idd dia Erick Manana, mahay mihira n'inon'inona rythme na style ataony:oops:
16. kantovavy
(
28/08/2005 13:11)
raha ny lejilahy aloha dia i silo no tiako, ary raha ny vavy dia lalatiana.
eo ihay koa ejema na dia tsy re intsony aza
eo ihay koa ejema na dia tsy re intsony aza
18. akamatiana
(
28/08/2005 19:17)
nenah Tovo j'hay , ny feony sy ny tononkirany mambabo anah doly:) (l)TJ (l)TJ
19. maditra
(
28/08/2005 20:53)
Kay, zah koa tia Ejema be, surtout ireny slow-n'azy ireny, ouuuuuuuuw!:-P