bodo
1. fijo
(
25/08/2005 20:28)
salama aby e;
tena gaga aho ry zareo,fa mba nijery tononkiran'i bodo tato,fa dia tsy misy ato e.mahagaga mihintsy.fa mba asio re ze mahay e.
misaotra o
tena gaga aho ry zareo,fa mba nijery tononkiran'i bodo tato,fa dia tsy misy ato e.mahagaga mihintsy.fa mba asio re ze mahay e.
misaotra o
répondu par fijo le 29/09/2005 19:59
2. Veloo
(
25/08/2005 20:56)
o ry fijo a ao doly ny hiran'i bodo. klikeo ny tonokira dia avy eo misy soratra oe eto klikena raha hijery pihira...
3. Veloo
(
25/08/2005 20:58)
Fijo a rehefa klikenao ny tonokira dia mahita an'ity soratra ity enao..
dia klikeo io misy en bold io rehefa ao @ tonokira enao fa tsy eto an
Tonga soa!
Indro indray ary ny takelaka iray ahitanao ireo tononkira malagasy. Tsy vita izy ity raha tsy ifanakonana koa dia miandry antsika rehetra hifanotrona. Ny fampidirana hira moa dia azonao atao [eto].
Raha tianao ho hita ireo lisitry ny mpihira dia jereo [eto]. Ny lisitry ny hira rehetra kosa dia azonao jerena [eto]. Ary ny lisitr'ireo mpandefa hira mahafatra-po dia azonao jerena [eto]

4. hery
(
25/08/2005 22:22)
fijo> mandehana eo amin'ilay hoe Fitadiavana > Mpihira > dia asio hoe Bodo
10. nounoum
(
26/09/2005 13:03)
Asa raha toa ahy ianareo fa raha i Bodo klou de tsy hitako izay hanakianana azy @ resaka zava-kanto e!(l)Bodo, tsy misy ratsy ny hirany izay nohenoiko rehetra ary misava ny zavatra hafa mahazo ahy raha vao maheno ny hirany za e!Ny tena marina izany de (l)be i B(l)D(l) e!
" Mba toa ahy ve enao????"
" Mba toa ahy ve enao????"