bandy gasy
1. zefalah
(
16/08/2005 22:51)
satria sika samy mahay daholo fa ny bandy gasy dia somary maditra,sika bandy gasy zany e..ary tsy bandy zany bandy tsy naditra zany.
fa le tiako lazaina de zao...misy reo bandy mbola mirevy sy maditra ,ka inona kay ny zavatra atao mba ampijanona azy reny @ ditra sy revy? le hoe lehilahy endry? raha endry ve ny bandy ray de atao hoe sarim-bavy?
fa le tiako lazaina de zao...misy reo bandy mbola mirevy sy maditra ,ka inona kay ny zavatra atao mba ampijanona azy reny @ ditra sy revy? le hoe lehilahy endry? raha endry ve ny bandy ray de atao hoe sarim-bavy?
répondu par boubounezy le 23/10/2005 13:55
4. palmbeach
(
17/08/2005 09:55)
ditra ve? revy refa be loatra, tsy manana personnalitény tsony le ol fa tsy mahay miaina raha tsy misy revy. Rehefa tonga am le fahamatorana de mahafantatra am zay fa be loatra zay dikany vita zay ny ditra ka mirevirevy fotsin sisa, tsy sarimbavy velively!
5. sumo
(
17/08/2005 12:07)
tsy misy azo atao e! tsy maintsy sika bandy ihany no tonga saina! arakaraka ny zavamisy e! mato maditra d tsy misy zavatra manafay izany d rehefa tsy fay d mitohy foana ilay hatao hoe ditra marokarazana.Fa refa misy tena manjo d tsy maintsy mijanona! eo no tonga le famatorana!
7. zama91
(
18/08/2005 14:47)
Revy daholo izany fa tsy ditra,ka dieny izao tohizo fa tsy hoe rehefa 60ans ianao vao hanenina hoe tahaka izay mba ????????????????
10. Ralipo
(
19/08/2005 12:03)
Tsy haiko aloha ianao na zefania na ramaria fa aleoko tsy mitsara mba tsy ho tsaraina, fa ze mamafy rivotra nge ka mijinja tadio e! Zay zany!