tselatra : indray miseho

1. ravatorano ( 11/08/2005 06:40)
Hikalo sy hivazo ny hirany indray ny tarika tselatra amin ny 20 ogositra ho avy izao ao antsahamanitra ka iza no hiaraka amiko amin io fa hirefotra sy hipoaka indray ny kianja maitso ao.
Efa tonga eto amin ny tanana efa iray volana izay lery sy ny ekipany ary tena komplé ry zalah amin io fa zà sy izay hiaraka amiko sisa no andrasana miaraka amin ilay fotoana.
:-w:-w:-w=D=D=D=D=D
répondu par fijo le 18/08/2005 20:01
2. Tenio ( 11/08/2005 07:15)
ravatorano> mety hifanena any zany isika e!!!hilay ny revy @ io an
3. ravatorano ( 11/08/2005 11:58)
io indray letsy milay ah fa raha miaraka amin lah vao maika hilay b kle:idea::wink:=D
4. fasaly ( 11/08/2005 12:30)
letia a! fangah tsyazo hahenmotra kely, aloha loatra zany e! de oviana kou!
5. fijo ( 11/08/2005 20:14)
revy kotroka be izany ny any le.
6. Veloo ( 11/08/2005 21:12)
o ry fijo mandana mande any
7. fijo ( 15/08/2005 21:09)
veloo,aza roahana moa ny akama e
8. ravatorano ( 18/08/2005 06:50)
veloo
9. fijo ( 18/08/2005 20:01)
lery hono toa efa any elaela ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0785