omeo sopapa hoe.....
![](https://avatar.serasera.org/e7a0b109839f08c60f78616d6be47e74.jpg)
1. bbn
(
08/08/2005 17:01)
Mitaby ny mombamomban'ny tarika MIANTSA (ohatra hoe iza avy izy ireo, ny asany andavanandro, ny fialamboly ankafiziny, etsetra....)
répondu par fijo le 25/08/2005 20:29
![](https://avatar.serasera.org/8fb7c2dd2d4a7deb7905b3df2804f282.jpg)
5. ainaheri
(
08/08/2005 19:19)
ra pistons sy joints mety ho hisy fa ny sopapa
tsy ananako io fa efa ela nitadiavako an'io ko!
wadray za v mirediredy sa diso firapy ee ssss
asany zay lalany any lalany fa lery miresaka
sopapa ko :-w:@
tsy ananako io fa efa ela nitadiavako an'io ko!
wadray za v mirediredy sa diso firapy ee ssss
asany zay lalany any lalany fa lery miresaka
sopapa ko :-w:@
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
7. ari.malala
(
09/08/2005 06:11)
iza le tarika? inon any hirany? indrisy fa tsy nahalala ny tenanay! raha sous papa marina d nahalala ah! :)
![](https://avatar.serasera.org/aa59dee700607ccc8def3ae41ff9ec23.jpg)
10. hps
(
18/08/2005 18:59)
Sao dia tarika efa nanao tsongoli-batita aloha zany eh!toa tsy ato @ répertoire nay mihitsy mantsy?:^)
![](https://avatar.serasera.org/aa59dee700607ccc8def3ae41ff9ec23.jpg)
14. hps
(
19/08/2005 20:23)
Raha sopapa hoe Tarika \"F\" dia mahita misy misy ihany ny aty eh!
oh:F ara Andriamamonjy
F afah
F anyah(pazzapa io an)de mba omeo @ izay fa tsy hitako intsony ny tohin\'ilay F :oops:
Saika hadino i F rançia((l))
oh:F ara Andriamamonjy
F afah
F anyah(pazzapa io an)de mba omeo @ izay fa tsy hitako intsony ny tohin\'ilay F :oops:
Saika hadino i F rançia((l))