ny Mombamomban i Thiaé .
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
06/08/2005 19:20)
ny mpihira Thiaé dia tena malaza tokoa aty andafy indrindra fa any Gabon sy la Reunion de eto france ,satria dia matetika izy no miseho ao @ fahita lavitra aty ao @ ilay emision hoe fille TV vao tsy ela akory zay . tena tsara feo tokoa izy ary
tena malaza .
tena malaza .
répondu par fijo le 17/08/2005 20:07