MAHALEO

1. rdjr ( 06/08/2005 07:28)
Tokony mbola asiany fanin-telony ny fampisehoana an-tsehatry ry mahaleo ao amin'ny palais de sport.
Tena tarika milay manko ry zalahy ireny.
Sa ahoana ny hevitrareo ry havana aman-tsakaiza isany?
répondu par mananjara le 27/09/2005 14:50
2. vaovao ( 06/08/2005 07:31)
Za alo ts tena hoe tia tateraka e! misy ny hirany tiko fa raha izy rehetra, ts miady amiko k!
3. kally ( 06/08/2005 10:05)
Izaho ry reto mba tena tia tena tia Mahaleo fa ohatry ny tratry ny overdose-na Mahaleo izany aho fa be loatra ny resaka sy ny hira mikasika azy ka somary leo aho an! izaho manokana aloha iny e!
4. fasaly ( 06/08/2005 16:35)
zà koa taloha tena tia be ary manenjika spect foana fa rehefa mihaino ny hirany rehetra amzao de tsy de ao loatra ao fa ny sasany ihany no mba mapahatsiaro ny fahiny de izay ihany.
5. LouAnne ( 06/08/2005 17:13)
zà njay lo tsy mafantatsa hira Mahaleo mintsy na 1 azany an! fa maman njay mafantatra be de be mintsy fa tsy tiany hono fa mikikika lotra :-*
6. fasaly ( 06/08/2005 18:14)
pouika i mahaleo tsy mikikika zany, au contraire aza e! meda be loatra aza ny mihaina azy.
7. kally ( 07/08/2005 09:13)
Tsara ny tononkirany, tsara ny hirany fa tena be tena diso be loatra izay resaka Mahaleo izay kah! be loatra, posy aho aloha!
8. sasa ( 08/08/2005 10:02)
rdjr miombon-kevitra am lah ny tenanay tokony asiana fanintelony, za kou aloha tena mpankafy e hatramzay ka hatramzao
9. ari.malala ( 08/08/2005 11:40)
raha tasy diso ah d hisy ndray ao @ palais de sport @ 19, nefa tsy tena sure aho an!
10. fijo ( 08/08/2005 20:47)
lou anne an,sao alefan'i mamana mafy be ny maneno dia izay no hilazany fa mikiakiaka ry mahaleo?
za indray aloha tsy mbola ampy mahaleo mihintsy e.mbola mijery be dia be
11. ari.malala ( 09/08/2005 06:10)
tongava d miara mijery tsika 2 @ 19 ê! ;)
12. fasaly ( 09/08/2005 19:51)
ari:
sady milay lay mijery lay film fa mandeha eo daholo ny hira taloha fahiny de mahatsiaro be, hany ka na film aza no jerena dia sady velonkira ihany ny olona anaty sale hihihi tena marina io an! ohatra zao le hoe taxi brousse tena tadidiko tampoka ny tononkira de nihira hatramy farany aho:-D
13. fijo ( 09/08/2005 21:01)
fasaly,tsy namalana nefa an
14. sasa ( 10/08/2005 10:35)
fasaly marina be io na ny taty Dago aza satria sady mihira ny olona d toa adino le cinema kou,
ari.malala handeha isika raha mbola misy am 19 izany kan.
15. fasaly ( 10/08/2005 19:05)
sasa: hay toi koa vècu tamlay izy??? hihihi
fijo: na namalana aza tsy koi e! nihogahoga be mintsy nanao zay nety fa na namalana aza maizina ny salle ka tsy hita hoe zà ilay namalana ka:lol:::lol:
16. fijo ( 10/08/2005 19:54)
fasaly,hi hi hi za koa mamtsy mpamalana ka mba mitady namana
17. fasaly ( 12/08/2005 08:07)
de mitovy tsika mi 2 zany e! samy mpamalana ka aleo maka lay coin maizina foana mba tsy hoi hitan'ny olona rehefa mamalana iny tsy koi!
18. fijo ( 15/08/2005 21:10)
izay mihintsy,mamalana fa mikiakiaka koa
19. ari.malala ( 19/08/2005 09:31)
hehehe! samy virja, samy mpamalana... in koa? :-D d samy haka coin maizimaizina! hataoko maka projecteur ihany i Mandrindra raha izany kty! :-D:-D:-D
20. sasa ( 19/08/2005 10:20)
ari.malala andana amzay milahatra any am Palais fa efa misy milahatra ao, sa njy tsy handeha androany hariva?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897