iza no tsy mahatadidy ny olontiany voalohany intsony?
1. nanourand
(
02/08/2005 01:24)
Na koa hoe iza no mbola tsy mahala ampò, ny olona tiany voalohany indrindra? matetika hono mantsy dia tsy hadino mihtisy io!
Ny ahy tiko raha mifankahita amiko indray izy kah lasa ho namako, tena ho namako.
Ny ahy tiko raha mifankahita amiko indray izy kah lasa ho namako, tena ho namako.
répondu par fijo le 09/08/2005 19:52
3. sumo
(
02/08/2005 17:04)
tena tsara mihitsy, fa tsy azo iarahana intsony fa manjary mandiso fanantenana fa atao tena lasa namana fa tena manja e!. Matsiro toy ny sakafo matsiro be ireny mihitsy miammm!. Fa lasa saropiaro be ny akama be no tena blèm @leizy. Dia aleo indray tsy mifanena ra te ho tsara ny fiarahana @akamabe
4. nanourand
(
02/08/2005 23:23)
sumo > ny akama be anie akama be e, fa mba mody lazaina hoe akamako taloha hoe koa! :°) sa ahoana?
6. Veloo
(
03/08/2005 16:46)
raha mahita ahy angamba ny ahy dia mbola ho tara be eo kle aleo tsy hita :-D:-D:-D:-D
8. nanourand
(
04/08/2005 22:47)
yaho koa anie mbo virja koa, fa na dia izany aza koa, olotiana anie r'isé e! fa tsy hoe olo-.... azonao e
11. VOAHARY
(
09/08/2005 12:28)
hihih milay b zany olon-tiana voalohany zany fa tsy voatery hoe eo resaka sex fôna akory an, fa tena be ny zvtr tsarovana, ny tsy fasahiana, ny fatahorana sns.... BE NY TSAROVANA EH
12. ibotity
(
09/08/2005 15:17)
tsy mety hadinoko mihintsy ilay olontiako voalohany, fa ny olana de tsy fantany fa tia azy aho