mitady tonokira "diampenina" par SPY-D
1. LouAnne
(
01/08/2005 19:16)
kikou doly , mba mitady tononkira "diam-peniko" na "diam-penina" mpihira " SPY-D , dia misaotsa anareo rehetra mialoha .:-*
répondu par fijo le 08/08/2005 20:50
2. akamatiana
(
01/08/2005 19:38)
tonga soa njy ma zanjy malala:-*:-*:-* , zah akia tsy manana fa ra tsy zany njy nameko an , dsl an .
4. LouAnne
(
02/08/2005 06:44)
kikou Akamatiana zokimalala :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
vegas: takizao io hira io an : nidify izao lay taona izay niarahatsika ary nahona ary enao no tsy tamana
mety misy diso ko ny fanoratso azy fa io no aiko fa misaotsa :-*
vegas: takizao io hira io an : nidify izao lay taona izay niarahatsika ary nahona ary enao no tsy tamana
mety misy diso ko ny fanoratso azy fa io no aiko fa misaotsa :-*
5. hery
(
02/08/2005 08:07)
LouAnne> http://jean-marc.talenton.club.fr/index.php?rub=radio%2Fplaylist&karoka=diam-penina+spy+d fa misy an'io ao amin'ny RadioVazoGasy... hojereko raha azo alaina ny tonony.
6. LouAnne
(
02/08/2005 09:34)
hery: efa jerevako fa mande amy radio ve ? anjasako zany rah mande . Misaotsa injinja :-*
7. LouAnne
(
03/08/2005 08:50)
hery : efa henoko lay hira fa sarotsa be lay izy , tsisy fatako ny lazainy . misaottsa:-*