Colonisat°

1. ainaheri ( 30/07/2005 10:42)
Raha misy firenena otrany;G-B,FR,USA,sy ireo firenena
hafa matanjaka milaza fa hanjanaka antsika,dia aona ny hevitrareo???
répondu par fijo le 04/08/2005 22:58
2. boalimena ( 30/07/2005 14:02)
tsy blèmes aloha raha vonona hampitovy ny gasy aminy izireo,fa tsy hampijaly sy hamerina fanandevozana é!ary hampandroso an'i Madagasikara ,satria amin'izao fotoana dia tena ilaina ny ananana firenena matanjaka sakaiza sy toky é!fa ilay teny hoe "colonisation" angamba henjana loatra ry namana ainaheri é!
3. boalimena ( 30/07/2005 14:04)
tsy blèmes aloha raha vonona hampitovy ny gasy aminy izireo,fa tsy hampijaly sy hamerina fanandevozana é!ary hampandroso an'i Madagasikara ,satria amin'izao fotoana dia tena ilaina ny ananana firenena matanjaka sakaiza sy toky é!fa ilay teny hoe "colonisation" angamba henjana loatra ry namana ainaheri é!
4. maditra ( 30/07/2005 16:26)
BOATIMENA> efa colonisation sy fanjanaha ny zavatra tenenina dia tianao halefalefahana otran'ny ahoana koa ny resaka. Zah aloha contre e. Rehefa colonisee an dia olona tsy afaka tanteraka izany, olona exploitee izany ary ambany. Aleoko libre na dia mijaly toy izay colonise ny taniko nefa zah mbola hijaly saina foana manko.
5. kally ( 30/07/2005 17:20)
Tsy hiteny betsaka aho fa ny torohevitro dia vakio ilay boky nosoratan'i Andry Andraina "Mitaraina ny Tany" ho an'izay tsy mbola namaky dia avy eo maneho ny safidy. Ho an'ny sasany toa tsy nisy hasiny mihitsy ny rà nalatsaka tamin'ireny fotoana ireny,mahagaga!!!
6. Kofa ( 02/08/2005 10:00)
Tsy efa zany ve no hiainana zao fa izy tsy officiel fotsiny e.

Zay koa moa ny tena fanirin'ny gasy e: ny ho any an-dafy dia ny hijanona any (vozanaka rehefa any fa zao mitetika ny hitovy zeo @ olona)

Ny eto an-toerana misoleka ny valadiam-baza tsy menatra ny manaratsy ny gasy mitovy aminy any ka ataon'ny vaza tsinotsinona daholo.

Minoa ahy ianareo fa ny razamben'ireo olona ireo dia namadika t@ fanjanaha-tany. Mbola ho avy moa ny andro e ,ny frantsay dia nireconnaitre ny acte fa reo mpamadika reo sao mitetika ny ho afa maina fotsiny. Hivaly @ taranany ny nataony
7. zama91 ( 04/08/2005 14:20)
Tsy misy colonisation tsara izany,manontania an'ireo akanga sisa namborana tamin'ny andron'ny vazaha dia ho lazaina anao ny valiny,ary tsy misy firenena matanjaka hilaza fa hanjanaka anao izany koa,ny fiara-miasa no mety hisy amin'ny tany madinika sy tany mandroso.Ny resaka liberalisation anie dia efa sous forme de colonisation,(FMI,Banque mondial,OMC...natoa ireny mba hitsetsefana ny firenena mahantra.
8. fijo ( 04/08/2005 22:58)
amiko dia tsy hiadiana hevitra akory ny valiny.ny alika aza tsy tia fatorana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516