SALAMA 2005
1. naritsimba
(
29/07/2005 06:15)
Nisokatra omaly ny SALAMA 2005 na ny SAlon de l'Artisanat de Madagascar zay nokarakarain'ny Chambre de Commerce et de l'Industrie Antananarivo
Ny nahagaga dia tsy voaasa tao ny Filoham-pirenena satria an'i eto Antananarivo io fa tsy an'i madagasikara akory zany hoe regionale fa tsy nationale.
Tonga toa hany anefa Ra8 zany hoe nisoso tahaka ny vinanto tsy mahare fosa.
Dia izy indray no tezitra nefa tokony hanaja tena izy satria tahaka ny olona rehetra manatrika izy zany.
tsapany tsara fa tahaka ny nanjo azy no manjo ny olona rehetra @ zao fotoana izao , tratran'ny androandraso lava, satria tara ny fanombohan'ny lanonam-panokafana dia tezitra be razoky. Tsy hainy mantsy fa ohatran'izany koa le hoe: Mahareta e! (fitenin'dra8 io e!) voa izy zay hay lery tsy mahary pery kay.
Ny aza voany ihany oà,
marmaroa ny tahaka an'ireny fa raha zà no teo naveriko @ koa ny hoe MAHARETA E

répondu par fijo le 04/08/2005 23:17
2. ravatorano
(
29/07/2005 06:45)
amiko indray dia izao no fahenoako azy voaasa tao tokoa izy fa mety tsy nanome valiny avy hatrany na araky ny filazany hoe nisy dia tokony nalehany fa najanony fa naleony izany nanome voninahitra io fanokafana ny SALAMA 2005 io.
Ny antony nisian ny olana moa tsy voalazan i naritsimba.Nampilaza ny arofenitra na protocole izany izy fa hidina eny Mahamasina ary dia niantso ihany koa ny tao amin ny Senat sy ny Assemblée nationale hiaraka hanotrona izany aminy.Nony tonga teny izy dia tsy nisy ny fanfare militaire ilay fanaovana fanomezam boninahitra satria ny mpitsoka mozikan ny tafika nidina any Antsirabe nikarakra momba ny famoahana andiana miaramila any , ny mozikan ny zandarimaria indray dia vao ny alina no tonga avy nanao lanonana tany Moramanga.
Amiko ny tena olana tamin iny dia tokony avy dia nilaza ny marina ry zareo tao amin ny arofenitra sy ny mpikarakara izany ara miaramila fa tsisy ny mozika miaramila fa tsy mbola nampanantena ny filoha hoe ho avy eo ihany ry zalah fa mbola nangonina.D niandry teo ny Filoha Ravalomanana nefa tsy tafa ilay fanangonana satria olona repos izany v tsy hiparitaka hatraiza hatraiza.
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=34265&r=4&d=2005-07-29 io mahalaza azy tsara eh !
Misy rariny ihany kosa aloha ny azy satria hatrizay nandehan ny filohampirenenan izay ary na tany inn na tany aiza misy foana io honneur militaire io rehefa misy fotoana fanokafana toy ireny.
Izao fotsiny diso tezitra loatra Ingahirainy ary tsy afaka nanafina izany tosny nefa manana toerana lehibe toa ireny tokony hanana fahaiza manafina ilay hery ao amin ny tena fa tena nisefosefo ka dia hisy izany ny olona hiala amin ny toerany satria tsy mbola pro fa amatera loatra ka mitavoavosda eo amin ny fomba fanaovan draharaha.:twisted:

3. Mifenty
(
29/07/2005 07:40)
raha azoko tsara izany dia ilay fanomezam-boninahitra tsy azo v no nahatezitra anlery le;
3V zany kle
fa nijery tao am site iray aho d ny voasoratra ao dia hoe tsy nahazo fanasana izy ka.
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=222218
Fa na izany kosa aza dia marina ny an'i naritsimba hoe refa an'ny région dia ny région no tokony hikarakara azy fa tsy misy hidiran'ny nasionaly (présidence) raha toa ka tsy voaasa izy.
Le an'i ravatorano (ilay hoe any am firenena rehetra izany ny fanao ) io indray no tokony hialana mihitsy satria manjary mifangalatra andraikitra kou
4. mandrindra
(
29/07/2005 07:54)
Fa angaha hitady voninajitra ny antondian'ilay rangahy io any amin'ny Salama ?
5. poussytinati
(
29/07/2005 09:25)
tena tezitra ve ranga ingah prezdà tamradio tamaraina. Tsy de aiko lôtra hoe inn no naatezitra azy fa za kou ts de mpanara-baovo lôtra fa mba azvao anà oe!:wink:
6. naritsimba
(
29/07/2005 10:24)
poussytinati> jeo @ reo resaka eo ambony hoe: Jereo eto dia mazava ny resaka
7. ravatorano
(
29/07/2005 11:12)
ny olona rrehetra alohanizay niresak dia hoe 3V lery eh ary dia nanamafy izany moa ilay teniny hoe payé-ko ny hofan ny palais de sport sy ny stand d nitehaka ny pokona vola tsy miala izany sady ampahafirin ny tokony ataony aza moa hoy ilay rangahy izay.Tezitra tamin ny fanfara zany lery d nanapakevitra irery indray hanaop detaxation ny entana ilaina amlin ny taozavatra.
Ho hita ezo ny tohiny na hisy ny lohatapaka amizao na hitony ihany Ingahirainy .

8. nenisoa
(
29/07/2005 20:27)
http://tononkira.serasera.org dia mahalasa saina nihtsy ro anaka isany ty resaka ty, ny tokony hahatezitra toy ny fijalian'ny vahoana tsy tezitra, ny tsy tokony hahatezitra, mampisafoana, aiza hany e
11. ari.malala
(
01/08/2005 13:42)
raha ny fahazoako anazy an d le izy tsy nasaina no nahatezitra anazy, fa satria ony tsy nilazana izy fa sendra nijery vaovao d niantso an'i Sylla t@ 19:45 d tsy voaomana ny protocole hitsenana an'ingahy... d tezitra ingahy, d avy eo koa nahay vava b we sendraizay minisitra tsy mieritreritra ony, ilay we tsy fanomezana hasina ny asatanana malagasy kosa aloha ekeko we tokony hahatezitra ê!
12. Tanala
(
02/08/2005 10:10)
Raha azoko tsara ny tiana avoatra @ ty lohahevitra ty dia ny hoe satria Ra8 niteny mahareta dia tokony asaina miandry.
Raha asaina miandry anie izy dia mbola ho voatery hiteny ho mahareta indray satria lany ny fotoany.
Lay fisainana Ra8 no hitako tena tsy zakan'ny gasy sasany, fihetsika hilazana daholo zany hoe mba tokony ho matotra rehefa manao zavatra, tsy tokony hotenenina an'izany ve gasy?

13. fijo
(
04/08/2005 23:17)
tsy hoe tsy nasaina izy,fa tara ny fanasana vao lasa,dia tsy azony,nefa izy nanapakevitra ny hotonga teny.dia teo izay vao nikoropaka,hitady fanfare.ny olona nefa efa nahazo fialantsasatra ka tsy hita intsony.dia izay no nampiakatra ,an'ingahy.
misy fahadisoan'ny mpikarakara marina aloha le izy,fa misy koa ny anjara fahadisoany.