Mahaiza mionona @ zay nomen'Atra anao

1. ainaheri ( 25/07/2005 06:23)
Araka ny fanadiadiana nataon'ny mpandalina momban'izany dia eo @ 1,60m en moyenne ny
halavan'ny sinoa.Dia nitady hevitra izy mba
anampiana zany refy izany.
Anankiroa ny zvtr nataony;
-matory eo ambony fandriana electrique zay,
sady mifatotra ianao delay fandriana mihalava
d ianao ko manaraka an'iny !
-tapahana ny taolana d nasiany vy misy ressort
ao anatiny dia io vy io mitombo 1cm isaky ny 1mn
dia io ndray arakaraky ny refy ilainao no ijanonany!
Mampiasa ireo fomba ireo ry zareo fa manampy azy
@ fitadiavan'asa hono,satria tsy misy mandray hono
fa mijery ny bikanao ny deba!!

répondu par fijo le 18/08/2005 20:32
2. isrine ( 25/07/2005 13:38)
tsara ny mahay mionona à zay omena'Atra fa atao inona fotsiny kosa ny fandrosoan'ny teknolojia raha tsy ho ampiasaiana. lany andro mandalina sy mikaroka fotsiny ny zanak'olombelona raha tsy izay.
sa?
3. isrine ( 25/07/2005 13:40)
za dia isan'ny hanao toa an'io, ilay matory ambony fandriana elektrika... mba hanampiana ny halavana, na dia ho herinadro tsy hihetsika aza. ko te-hihalava ary ko.
4. fijo ( 25/07/2005 22:43)
ainaheri an,aza manampy rehefa mitantara zavatra fa izay le hoe tsaho.
tsy asiana vy misy "ressort"izany,fa io vy io dia mandeha pas,dia amahana isan'andro le visy mba hialava dia manaraka an'iny fialahavany iny le fiforonan'ilay taonana .
ao lyon misy manao aty frantsa.
5. ainaheri ( 25/07/2005 23:34)
fijo> tsy mitsaho aho fa ny reportage zany no mandainga, ary tsy nilaza mihitsy izy hoe misy eto
france,fa nataony vao2 spécial zany aza ilay izy!!!
6. Liltax ( 26/07/2005 04:07)
resaka fivoaran'ny teknolojia io ka aleo mba hampiasana sao de mahomby kosa sa ahoana !
sady io nge tsy hitako izay maharatsy ny mitady halavana ;mitovy an'reo fanaovana operation estheticienne ihany io .
7. fijo ( 26/07/2005 04:33)
ainaheri hitako iny reportage iny,ary fantatro fa tsy nilaza izy hoe eto frantsa,fa misy koa wa eto.
ary tsy zavatra vaovao io,fa efa ela no nisy.Dr sovietika no nahita io fomba io voalohany.
raha nijery le reportage tsara i ainaheri dia nahita fa tsy misy ressort izany mihintsy tao,fa vy lava be iny no fixerna amin' ilay taolana notapahana ary iny no halavaina isan'andro.
8. eisy ( 26/07/2005 07:57)
Tsy ny halavana na ny habe no mitondra inona fa ny fampiasana izay hananana....
9. kally ( 26/07/2005 09:03)
Raha azoko tsara terena hihalava ilay taolana ny dikany hihamanify izy izany ka tsy hitezotezo ho tapaka ihany tontolon'ny andro?
Ny tena loza anie dia izao e! mbola tsy nisy taloha tany ny fanalehibeazana nono e! ny fanenjanana ny hoditra e! liposuccion sns ka ireto olona vao manao amin'izao fotoana izao ireto no hahitana hoe hanao ahoana ny mety ho vokany atsy ho atsy??
10. isrine ( 26/07/2005 13:54)
kally: izay ho vokany atsy ho atsy ve? ho hita eo ihany, fa alao anandrana izay liana @ zava-baovao e.
11. kally ( 26/07/2005 14:35)
Ny mpanandrana ve tsy hisy foana fa aleo hanandrana ho tazanina
12. fijo ( 26/07/2005 20:28)
le taola halavaina aloha somary malemy hoy ny mpitsabo fa mahazaka tsara ihany ka.ny tena tsra hanaovana an'io dia alohan'ny 18 taona.fa mety ihany na tara aza.
13. ainaheri ( 27/07/2005 07:12)
Araka ny fanazavan'ny manampahaizana sasany
fa misy risika kansera ilay izy
14. isrine ( 27/07/2005 13:40)
mazava ho azy, taiza no misy zavatra tsy hisy riska.
15. fijo ( 27/07/2005 20:20)
misy riska,fa maro no efa ananao an'io fa tsy koi ka.
16. cocorie ( 18/08/2005 12:55)
Aleo ihany aho hijanona amizao ka tsara ihany aho amizao! aleoko mionona @zay nanaovan'Atra ahy ndrao de manome tsiny azy indray raha hanao an'izany.
17. fijo ( 18/08/2005 20:32)
sady ndry anie antonony tsara e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218