resety : kasoka

1. nanourand ( 23/07/2005 01:43)
resety kasoka!

zavatra ilaina:
- vilany avy nandrahoana laoka: (na henomby ritra na trondro, na hena endasina na sôsisy endasina).
- anjara varin'i tena 1 vilia (vary maina ihany no tena tsara).
- sira kely araka izay tiana

fikarakarana
rehefa voaloatran'i Neny iny ny laoka iala tao anaty vilany dia midongy kely aminy mba tsy ho tonga dia lomany rano ny vilany, ary koa tsy ho kahony be loatra, avy eo miady @ zoky sy zandry mba ho anjaranao ny kasoka anio.
Rehefa izay, azo ampelatanana ny vilany, alaina ny anjara vary kah arotsaka ao, aroaroana tsara, ary asiana sira kely araka izay itiavana azy, miverina eny ambony latabatra rehefa avy eo maka ny anjara laoka.
ora sy fotoana
5 minitra alohan'i hinanana.


Dia mazotoa indray ary tompoko ooo!
répondu par palince le 21/09/2005 14:29
2. Dago ( 23/07/2005 01:46)
mmmmmmmmmmhhhh (l)
3. Papoose ( 23/07/2005 03:37)
ka nenah le mpanome an'le resety no ohatran'ny tiko atao kasoka zany e, serieux e! :* hihihi
4. nanourand ( 23/07/2005 14:31)
eeeeh miangatra akia nji, dia raha tloué eo lé lapoaly dia ahoana zany ?
5. fasaly ( 23/07/2005 19:34)
de mivoaka avy aty ambadika doly doly le vary avy nakasoka izany e! de tatazana amy lovia kely njay
6. nanourand ( 23/07/2005 22:12)
sady efa vita ny kasoka ve @zay :°):/
7. fasaly ( 24/07/2005 11:41)
ie! de bon app. amzay!
8. lanto ( 24/07/2005 16:40)
hmmmm tsy ratsy :p
9. fasaly ( 24/07/2005 17:16)
fa mampatavy io kasoka io an! tandremo sao mitombo ny cholesterol
10. atmos ( 25/07/2005 06:07)
fa angaha moa tsy misy an'ilay hoe, miady kasoka voalohany, rehefa tsy mahazo ny voalohany dia ny kasoka faharoa sns... mandram-padio tsara ilay vilany, hihihi
11. Papoose ( 25/07/2005 23:54)
tatazana @ lovia hono hahaha!!! nenah tatazako @ tlouako ihany e! ahon raikitra? na hiverina eo ambony latabatra aza hamerina azy tsy kwa fa aiza kosa aloha le mpanmee resety e!!! eufa sitsana veu!!!!(l)
12. johns ( 26/07/2005 13:08)
Ny laoka saosy na nendasina ihany no mety atao kasoka an. Fa sao dia manao kasoka lasopy eo.
Dia raha raikitra ary ilay sakafo party dia iza no hanao ny kasoka eh. Sa atao atsapaka fa sao dia miady eo.
13. Papoose ( 26/07/2005 22:20)
zah klo tsy miady e! efa zany aza hoe sao de mitombo kolesteraul ko iza koa no hiady kolesterol kle!
14. nanourand ( 29/07/2005 23:41)
ts'avoutra lé vadikou ... sy ny tlou ny!
fa tsy manakana lé kasoka ihany zany alou e
15. fasaly ( 30/07/2005 17:35)
de ankafizo tsara zany ny kasoka ry nanou! na tsy avots'aza ny vadin'i touà! fa laha misy tlou de tatazana foana e! fa lay laoka endasina marina fa tsy kasoka lasopy na laoka rony tsy mety.
16. Papoose ( 30/07/2005 20:17)
iza moa le vadin'twa e? le kasoka sa le lovia sa le lapoaly nanaovana kachoka? sa le klestrol? sa i ...... euhh??? :oops:
17. nanourand ( 02/08/2005 01:29)
fasaly : enga anie akia ka tsy misy tlou :°)
18. majakely ( 22/08/2005 14:17)
marina ny an'i atmos !zahay koa nanao an'io tam fahakely!:°)
19. palince ( 21/09/2005 14:29)
za mba meo kasoka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0958