COI

1. rdjr ( 22/07/2005 13:09)
Tokony mba hitondra vokatra tsara ho antsika malagasy izao fihaonana eo @ coi izao.
Hatramin'izao manko dia mbola isika no mitana ny laharana farany @ ireo firenene mpikambana ao.
Tokony samy hiezaka isika rehetra.
Ary aoka samy hisaina izay mety hotohizana sy ny lesoka na ny tsy mety hoarenina.
Sa tsy izany ry namana isany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783