vehivavy
1. rdjr
(
15/07/2005 12:39)
Iza ary no betsaka ny vehivavy bory volo sa ny vehivavy lava volo?
répondu par fijo le 31/08/2005 20:24
12. banga
(
16/07/2005 10:07)
araka ny hevitro alou d arakaraka ny fitiavanao an'ilay sipa io e. Ra tena tinao izy, revenao fona na lava volo, na sola na rasta ,tonga @ lay fitenenana houe zay tina mitombo tarehy e. Fa refa tsy tinao izy ilanao vaniny h@ volontsy hitamasony.
13. banga
(
16/07/2005 10:10)
araka ny hevitro alou d arakaraka ny fitiavanao an'ilay sipa io e. Ra tena tinao izy, revenao fona na lava volo, na sola na rasta ,tonga @ lay fitenenana houe zay tina mitombo tarehy e. Fa refa tsy tinao izy ilanao vaniny h@ volontsy hitamasony.
15. Lov
(
16/07/2005 20:45)
Aty aminay aty bory volon-doha daholo ny viavy, fa asiana le satroka volo ireny na le ampifampitohizana. Lafo be koa @ ny coiffeur. Raha olona vahiny de voafenty somantsara 200/100.
17. sasa
(
18/07/2005 05:06)
kaiiiiiiiiiiiile mamay be le kozy ato
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ary ny vehivavy tsy misy volom-bava
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ary ny vehivavy tsy misy volom-bava