Tsy misy sentiment

1. xxx ( 14/07/2005 05:37)
Efa maty vady 4 taona lay vhv ary tsy mety tafalatsaka lalina mihitsy amina lehilahy hafa.Raha vao avy miaraka be amin'olon izy (azonareo angamba ny tiana ho lazaina eto)dia tofoka de aleony mitady olon-kafa. Marary saina ve izy?manque d'affection?sa ahoana?
répondu par Herimiafina le 10/09/2005 05:10
2. lo ( 14/07/2005 06:26)
mety tsy zany lotra fa tena traumatisée izy tamle taloha, sao d refa tena tafalatsaka lalina d sanatrian'zany miverina ndray ny tantara, nefa asa loha e
3. fasaly ( 14/07/2005 06:41)
lasa nivadika orera izy zany "nymphomane" , mety aretina ka mila mandeha psy...
4. ezra ( 14/07/2005 07:46)
za ndray manao oe juste fotsiny izy mi-recuperer ny besoin-ny amzay ol miaraka aminy fa tsy possible mitsy oe recuperé le vadiny efa maty io,,,
fin,atramzao aloa e
5. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:23)
Ka mbola tsy nitsahatra nieritreritra ny vadiny foana izy, ary ny besoin naturel eo ihany ka mba manararaotra an'izay mandalo eo izy é:@
6. Chuan ( 14/07/2005 10:32)
Misy toetra tena nitiavany an`le vadiny efa maty nefa tsy mety hitany amin`izay olona miaraka aminy vao2 dia miverina ao aminy foana le fahatsiarovana dia tsy mety mitombina ilay fitiavany.Izany hoe tsy mitovy amin`izay critere tadiavina ilay bandy vaovao . Ary farany mety misy koa toetra ratsin`io Ramatoa io ka tsy tantin-dehilahy hafa fa ilay efa maty ihany no mahatanty azy , dia mety ho antony koa izay . Amiko aloha , angamba mbola tsy sendra izay miady amin`ny piesiny fotsiny izy .
7. kally ( 14/07/2005 12:17)
Mety tsy nisy nahavita ny vitan'ilay vadiny dia leo izy koa!
8. jhouhlambout ( 14/07/2005 13:16)
zany vé:@
9. sonwin ( 14/07/2005 14:30)
zany mihitsy ka
10. fijo ( 14/07/2005 22:12)
izy aby izany ry zareo ,fa aleo izy hiodina aloha an
11. fasaly ( 15/07/2005 07:23)
lasa tedankanina be izay izany tsy mionona amin'ny iray...
12. mandrindra ( 18/07/2005 14:23)
ka mety manao rattrapage anie ilay ramatoa e!!
taloha voafatotra fa te handeha nefa tsy sahy. IZao malalaka ny lalana dia haleo izy hirevy e.
13. fijo ( 18/07/2005 22:40)
izay mihintsy koa.izay vao nahita ny tsirony.
14. mandrindra ( 19/07/2005 14:41)
taloha tsinona maty ankazo tokana teo ka ! Aleo mba manandrana ny zavatra hain'ny olona rehetra.
15. fijo ( 19/07/2005 21:44)
sady manandrana no maka fy e
16. belletoujours ( 29/08/2005 06:51)
manana namana oh io aho fa ny pb ny dia tsy afaka mitia mihitsy nefa mahatsapa fa mila affection. Tonga ao aminy foana ny fahatsiarovany ambadiny sy ny fiainan'izy ireo ny fifankatiavany,sns,...Manadrana angamba izy hoe sao tojo zay tena tianay ihany
17. fijo ( 03/09/2005 19:50)
asa e
18. pika ( 10/09/2005 04:48)
tsy te ho mativady anindroany izy
ary indrindra moa raha tena grand amour ilay maty dia tsy ho voasolo na oviana na oviana fa juste manala azy fotsiny
19. Herimiafina ( 10/09/2005 05:10)
Mitovy amin,ilay akamn'i herimiafina izany, ny fanahy efa lasan'ny matoatoa fa ny vatana sisa no azo zaraina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2829