Voyage dans le temps

1. jhouhlambout ( 12/07/2005 22:21)
Possible ny voyage dans le temps(théorie de la relativité = LE TEMPS EST RELATIF), saingy sarotra be ny manamboatra machine à voyager dans le temps.
Koa, nareo ve mba te hanao voyage dans le temps?
Dia inona ny tianareo hatao raha izany?
répondu par fijo le 19/07/2005 20:40
2. maditra ( 13/07/2005 03:37)
resaka reve moa izy ity dia mba miresaka koa zah (na dia tsy mino izany voyage dans le temps izany aza). Raha misy ohatra ilay izy dia mbola mampisalasala ahy ihany ny fandehanako any. Somary efa tsaratsara manko ny lalana izoran'ny fiainako izao ka raha miverina zah, ka simba ilay izy (ilay machine izany e) dia tafapetraka amin'ny fotoana (temps) tsy tokony hisy ahy intsony izany zah, ka sady mety tsy ho a l'aise zah no tsy ahatafaverina ny chance rehetra mba sendra nandalo ahy intsony.
3. lo ( 13/07/2005 04:26)
nisy okaz ray zay otsany tena very, d mba tiko averina rah vitanareo le masinn :)
4. aristar ( 13/07/2005 06:04)
Ny problème @'ilay voyage dans le temps raha misy masinina hanaovan'aza dia rehefa miverina ianao dia antitra noho ianao daholo ny olona rehetra nilaozanao !
cf. Le paradoxe des jumeaux est une expérience de pensée en relativité restreinte imaginée par Paul Langevin en 1911.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Paradoxe_des_jumeaux http://fr.wikipedia.org/wiki/Paradoxe_des_jumeaux
5. pitchou ( 13/07/2005 07:50)
zà indray aloha d tsy hiverina @ lasa izany e! sao sendran'ny tafajanona eo @ fotoana tsy misy solosaina hiseraserana, na le mbola taty lamba fa tsisy couches irony na sahala @ zany! ny ho any @ futur koa d tsy lasa! aleoko ihany surprise surpriiiiiise!
6. mpitsara ( 13/07/2005 10:06)
Fanotaniana no tiako apetraka alo ka asa izay afaka mamaly aminareo ireo:Fa inona no ataohoe temps aminareo,misy firy izy io de aiza no tinareo handehanana? Ftsy filôzôfy za nefa mba manana ny hevitro manokana momba io resaka temps io.Amiko mantsy de tokana ihany ny Temps de izao misy antsika izao izany hoe ny Temps présent ihany.Amiko de tsy misy ny Passé ary tsy misy ihany koa ny Future donc tsy misy afaka manao izany voyage dans le temps izany amiko.
7. jhouhlambout ( 13/07/2005 10:21)
mpitsara> Ny temps dia ilay zavatra refesintsiaka @ famantaranandro é, ohatra 1 andro = 24 ora. Ka na tiantsiaka na tsia dia manao voyage dans le temps foana isika ,fa vers le futur ihany, ohatra: vita ny 24 ora dia tonga ny rahampitso etc... Raha atao fampitahana dia: ny tontolo misy antsiaka dia ohatran'ny lakana ary ny temps dia ilay onjan-drano mitarika antsika mandroso foana. Ka raha afaka mamoy ilay lakana isika ka mihemotra dia tafaverina any @ passé, sainga mbola tsy manana ny tecnologie anamboarana ilay famoizana isika...
8. fijo ( 13/07/2005 20:27)
za aloh a le voiazy tiako,fa le temps tsy manana e.
9. sonwin ( 13/07/2005 22:49)
Raha te hanao voyage ds le temps dia tsy masinina sy fandrosoana ara-teknolojia fa ...fika hafa mihitsy...misy te hanandrana???ny risk anefa an..mety ts ho tafaverina raha tamana any:)
10. pitchou ( 14/07/2005 11:25)
tsy mbô zà alou e!
11. sonwin ( 14/07/2005 14:04)
andao hanaraka ahy de tafaverina e:)
12. fasaly ( 14/07/2005 15:13)
dans le temps j'ai voyagée beaucoups.....
13. sonwin ( 14/07/2005 15:26)
andao hiaraka hivoyage isika madama manjamanja an:-*
14. fasaly ( 14/07/2005 16:57)
sonwin:
hi voyage comme dans le temps ve?, okay dakaoro ndao ary e....:-*:-*:-* milay ilay dans le temps an!
15. fijo ( 14/07/2005 20:51)
temps inona aloha e.
16. fasaly ( 15/07/2005 06:48)
ka lay sujé anie fijo voyage dans le temps e!
17. jhouhlambout ( 15/07/2005 11:25)
ny temps rehetra: passé, présent, futur
18. booboo ( 15/07/2005 11:30)
imparfait hadino
19. sonwin ( 15/07/2005 14:17)
plus-que -parfait:)
20. fasaly ( 15/07/2005 15:55)
ka amiko le dans le temps eto efa passé ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3539