Flickr... sao mbola tsy fantatrao
1. hery
(
25/06/2005 14:36)
Ny flickr www.flickr.com dia toerana malalaka ahazoana mitahiry sary. Raha manana compte maimaimpoana ianao dia misy fetra 20MB ny habe-n'ny sary azo alefa isambolana... rehefa tapitra ny volana dia afaka mandefa 20MB indray. Izay ihany no fetra fa ny toerana tsy voafetra...
Rehefa avy eo dia manome fitaovana betsaka azo ampiasaina amin'ny site izy.
http://malagasy.it/index.php?rub=pages/page&page_id=p42b7b1aacfef8 eto anie ny nampiasana azy tao amin'ny malagasy.it e...
Mazotoa.

répondu par xxx le 07/10/2005 07:28
2. fraz
(
27/06/2005 08:40)
Ary ireo sary napetraka taloha ve voatazona ihany sa voatery mamerina isam-bolana indray ?
3. hery
(
27/06/2005 08:49)
Ny sary napetraka taloha voatazona foana kah. Tsisy fetrany. Ny fetra ankoatran'io dia ny sary 200 farany ihany no miseho amin'ny lisitra ao amin'ny compte-nao.
Ny sary mihoatra ny 200 dia tsy very akory fa tsy mitranga eo amin'ny lisitra fotsiny.
Raha hainao izany ny nitahiry ny liens rehetra amin'ny sary izay apetrakao dia tsy olana mihitsy.
Koa satria namoaka API ny Flickr dia misy php class http://phpflickr.com/ izay ahafahana mikirakira ny sarinao.

5. xxx
(
07/10/2005 07:28)
Hery a tsy misy amin'ny teny Frantsay angaha ilay Flickr fa tena tsy mahavoa Anglais mintsy ny tenanay nefa mba tena ilaina ilay izy.:D