hono hoa ryreto?
1. rurik
(
15/06/2005 11:20)
miala tsiny @izay efa namaly fa averiko indray ity fanotaniana ity ,fa maninona angaha no misy olona mahatadidy ny nofiny rehetra rehefa mifoha ,ary maninona koa no misy ny tsy mahatadidy? hatako mantsy fa ny olona rehetra dia manonofy daholo.
répondu par fijo le 29/06/2005 04:05
5. ari.malala
(
16/06/2005 10:22)
Raha tena vizana b ndry de tsy tadidindry le nofy. Misy nofy koa nefa manamarinany fiainandry, de misy hono ny atao oe rêve prémonitoire (tsy tadidiko na zay na tsy zay) fa ohatrany oe milaza ny zavatra hoavy, fa matetika tateraka izy ireny.(Ho ana mankonaa efa nisy tanteraka)
8. fijo
(
16/06/2005 20:57)
rurik sao dia manofy ataoandro??? dia tadidy aby.
tsy premonitoire no filaza azy io fa "deja vu"ary rehefa mitranga le izy dia gaga ny tena fa toa efa niaina le izy.
za izao ohatra ny efa nahita andry ko.
tsy premonitoire no filaza azy io fa "deja vu"ary rehefa mitranga le izy dia gaga ny tena fa toa efa niaina le izy.
za izao ohatra ny efa nahita andry ko.
11. rurik
(
21/06/2005 06:33)
marina ve ! nefa izaho tsy mahatsiaro hoe miasa saina izany fa tena tssssssss
13. felicia
(
21/06/2005 18:29)
nanana probleme kely zay aho dia nanana possibilité nandalina an'io...ny dokotera miteny hoe ny olona matory tsara,mi rejoindre ny sommeil profond dia tsy manonofy,fa ny olona tsy matory tsara,tsy mi-reposer tsara dia mahatadidy sy ohatry ny miaina ao anatin'ny nofiny...
15. fijo
(
21/06/2005 20:23)
rurik maka namana fa io tena mampatory tsara.dia hoafaka ny nofy ratsy rehetra avy eo