tany an'ala.......
1. ari.malala
(
26/05/2005 14:44)
Nitsangatsangana tany an'ala hono ity olona iray ary nifanena t@ tigre dia nivavaka : "andriamanitra ô! ataovy mba tsy lanin'ity tigre ity aho", dia nandeha, tsy lanin'ny tigre; nandeha indray kelikely nifanena t@ liona de nivavaka "Andriamanitra ô! ataovy manana toe-tsaina kristianina ity liona ity" de le liona ndray nivavaka ka nanao hoe "Andriamanitra ô! tsofy rano zahay sy ny hanina hohaninay"
vita tompoko!
vita tompoko!
répondu par dadabe le 01/06/2005 10:31
14. Noudeu
(
27/05/2005 07:34)
Bravo bravo!!! :-D Tandremo sô lanin'i biboul eo ary, f'kristianina v alou enao e? hihihi
17. ari.malala
(
27/05/2005 08:07)
sa ve vao nahita an\'le titre oe tany an\'ala de lasa saina lavitra be! :-D
mamzel> ;) hay kouss\'an!
mamzel> ;) hay kouss\'an!
18. rurik
(
27/05/2005 08:25)
=))=))=))=))za indray nanatena fa misy fanotaniana ny farany =))=))=))nanatena tsy misy daholo izany ko hi hi hi tena mety iny an fanina daholo ny pokona
20. rurik
(
27/05/2005 11:47)
dia inona izao no mapiomehy an\'i sonwin eo henoko atraty mihintsy tandremo sao ...........eo an