lavalava gasy

1. zefalah ( 23/05/2005 00:07)
hiresaka fanatandrahatena sika.
ny tena mo mpanao rugby.
ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa.
ka apetrako ny fantanina.
moa ve ny gasy tsy tia rugby? ary moa refa mpanao rugby de jiolamboto sy mpanendaka?
asa ze fieritreretany sasany an'ty fanatanjahatena ray ty...fa maro ny mpanendrika sy mpisota.nefa ny foot sy ny basket gasy tsis ilaivana azy ao dago ao.
ka inona re no mahatonga an'le olona mankahala an'ty rugby ty e?
mahagaga.
répondu par rpk le 23/05/2005 06:04
2. rpk ( 23/05/2005 06:04)
Marina 'zany razoky ah, saika ny ankamaroan'ny mpanao rugby araka ny voalazanao ihany de mpangalatra sy jiolahimboto avokoa:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4622