Ny mahasamy hafa

1. Missie ( 22/05/2005 20:40)
Hono oa:?: inona no mahasamihafa ny Crêpinette sy ny paupiette:?:
répondu par Missie le 13/07/2005 23:27
2. Riffeur ( 23/05/2005 04:49)
paupiette= à base-na escalope de veau matetika

crepinette= à base-na Missie :-)
3. bichette ( 23/05/2005 08:30)
:lol::D:D:D
crepinette, mi crepiter rehefa andrahona, ny paupiette manao hoe : pop pop pop rhefa andrahona lol


azafady fa lasa ohatran'ny mananihany fotsiny inray aho., tsy haiko loatra aky a
4. Missie ( 23/05/2005 10:31)
hihihi!!!!:oops: menatsa be za fa tsy aikou ny maha samihafa reo:oops:
Riffeur: crepinette angaha à la basekou:? tsouuuuu
5. Missie ( 23/05/2005 13:44)
:lol:Tsy zany mantsy fa za minana crepinette sy paupiette! de otsany tovy fonany lé tsirony:-D
sa za mitsy koa angabany no tsisy sens de gout tsouny :-D:wink:
6. bichette ( 26/05/2005 06:33)
Missie > ny solution koa dia anotaniandry an'i ilay mpivarotra ireny, ilay boucher ireny :/
7. bichette ( 26/05/2005 09:05)
Missie > ny paupiette dia à base de veau, appelation manokana omena ilay zavatra
ny crépinette indray dia resaka préparation, anarana omena fotsiny izy io fa tsy spécifique ohatra hoe : crépinette de coquille st jacques, crépinette de porc , crépinette de veau sns....
8. Missie ( 29/05/2005 08:36)
Bichette> humm melsi bcp! nefa lé tsirony otsany tsy miova kou!!! sa8O
9. ophelia ( 14/06/2005 12:40)
Manahoana daholo e!

Mba ataovy serieu moa ilay fianarana mahandro sakafo e.
Zahako izao efa tena liana be mihintsy, nefa diso fanantenana tampoka nony nijery ilay site.
Hay kay lasa resaka hanihany izany indray ilay izy.

Izay fa manantena fahamatorana e!
Mazotoa
10. bichette ( 21/06/2005 12:39)
ophelia > misy resety maro be ato fa jereo amin'ny lohahevitra sasany, ny archives . Mazotoa homana e !
11. dadabe ( 25/06/2005 18:15)
de manasa ihinana aza bi7 a:miam::miam:
12. Missie ( 13/07/2005 23:27)
:wink: dadabe inona kaly hanasanao an'i Bi7 ao kayyy lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1662