tsipazo torolalana :mbola ho tia azy ve aho ?
1. iharantsoa
(
22/05/2005 09:17)
manoratra aho ry zareo fa tena tsy hitako izay atao, toy izao ny tantara: tany ivelan'i gasikara aho ary nifanena tamin'olona iray mpitsaty tamiko teto net efa ela ihany fa izay no fihaonanay, dia tsy niseho mpinamana tamin'ny tà fianakaviako tany izy dia nilaza koa fa tiany aho, somary sadaikatra aho, nefa tiako izy nony farany ary niafara tamin'ny acte sexuelle izay toa sarotra amiko ny hanadino azy, dia ny olana dia izao nony 2andro tsy andehanako dia nihafahafa izy nanoroka ahy, dia nitomany anefa, dia nifanoratra izahay taty aoriana mbola nifanome toky be indrindra fa izy , nefa toa matahotra mafy aho satria nampitondra zavatra ahy izy dia inona hoy ianareo ? cadeaux ho an'ny havan'ilay vehivavy miara mipetraka aminy ao .efa nanontaniana izy dia nolazainy fa cadeaux ho an'ny akizy nefa mahatonga saina ihany.tia azy aho nefa ankehitriny dia sady te hino no tsy te hino , namoizako zavatra maro ny fiarahako taminy, tsipazo torolalana fa very aho ry namana !
répondu par fijo le 04/07/2005 22:49
2. iharantsoa
(
22/05/2005 09:21)
azonareo atao ny mamaly ahy avy hatrany any amin'ny boite ko a dia misaotra mialoha .
4. yonikafopl
(
22/05/2005 14:36)
tsy azoko tsara ilay tantara, tam ianao tany ivelany ve efa nahita fa misy olona miaraka mipetraka aminy tao? de tsy mba nanadihady ve we iza io olona io? satria ianao nilaza fa entana ho an'ny fianankavian'io olona io no nentinao? tsy azoko.
Fa any torohevitra kely dia tokinao hanana azy ihany io, mifampiresaha aminy tsara .
Fa any torohevitra kely dia tokinao hanana azy ihany io, mifampiresaha aminy tsara .
5. rrh102
(
22/05/2005 16:02)
saly ianao
ny toro-hevitra avy aty amiko dia izao : Tokony nanintany azy ianao aloha izay voa niaraka taminy, zany hoe nanadiady tsara mihintsy voa nanampa-kevitra ny hiaraka aminy, ka alohany izany anitanio tsara izy, fa ny fitiavana anie salany afo ka sarotra vonona, ka dia mbola tsy mamaivay dia dia dinio tsara aloha
mahereza ary e !

6. soa
(
22/05/2005 19:05)
amiko alou tsy d azonao atokisana loatra sy antenaina loatra ny momba izany olona izany satria izy aza zany misy vehivavy efa miara mipetraka aminy! avelao any izy fa ny fiainanao atao e!
9. mamzelkely
(
23/05/2005 06:36)
tokony efa fantatrao hatram vôlohany io zvt we misy olona miara mipetraka aminy, fa raha toa izy tsy niteny anzany de tokony ho mailo enao satria zany izy tsy franc taminao, nefa raha resaka ôtran'izany de tokony hazava ambôlohany we misy olona miaraka amiko zao etc... fa mety vonona ny hilalao aminao izy matoa tsy notsoriny tamnao we misy olona miaraka aminy.
raha efa fantatrao njay anefa zay zvt izay dia anjaranao no mandanjalanja we tokony mbola misy zvt antenaiko ve avy amin'ity olona ity sa tokony hohadinoko amzay izy satria apparrement tsy de misy zvt azonao antenaina aminy intsony...

10. Mandamina
(
23/05/2005 13:33)
zay vita alo de vita, akana lesona fa tsy anenenana intsony, fa zay ahatsara ny ho avy jerena, tsy voanosy akory ka ho faty an-kazo tokana,
aoka ny lasa homba ny lasa, ny sisa no aoka ho tsara fikasa ;-)
aoka ny lasa homba ny lasa, ny sisa no aoka ho tsara fikasa ;-)
11. iharantsoa
(
23/05/2005 15:44)
valiny fanazavana ity
hitanareo efa nilaza tamiko izy fa misy sipa miara mipetraka aminy ao notsoriny tamiko avokoa ny fiainany hatramin'ny tanjony fa hisaraka izy ireo ary hiaraka izahay hatrain'ny mariazy aza nolazainy. fa nangataka fotoana izy mba handaminana olana entre cette femme et lui(afaka volana vitsivitsy).
manoratra amiko izy , manome toky foana anefa !
misaotra anareo izay nanome hevitra aho.

13. xxx
(
28/05/2005 07:39)
aza matahotra akia nji a lehilahy tsy masaka zany fa aza raharahiana tsony
14. mirabel
(
28/05/2005 15:35)
fampandriana adrisa izany amiko fa matoa izy mbola miara-mipetraka @ vehivavy io dia misy antony izany ary tsy mihevitra ny hiala tao ianao fotsiny no very anjara eo miandry azy
miala tsiny raha toa ka mahery ilay fitenenana fa hevitra ivelany mety ho diso anefa koa mety ho marina fa natao hanampy anao (tsy misy af-tsy ianao irery ihany no tena mahalala an'io olona nanome toky anao io ka eritrereto tsara)
courage

16. Tnet
(
22/06/2005 07:08)
Tsy antenaina zany fa mitady hafa ny fanafody sarotr'izany nefa zay no haingana indrindra
17. fijo
(
22/06/2005 20:51)
toky fitaka fa ny atao ro hita hoy ilay fiteny ,ka ndry koa mora nahodina dia tao.aza manadala saina amin'ny olona toa izany fa sendra mandalo fotsiny iny aminy dia vita.
18. onimp
(
28/06/2005 08:16)
Efa mazava ny resaka e, lasa mamparary ando anao fotsiny. A/tra hamindra fo aminao ary aza manota intsony. mahereza
20. pitchou
(
01/07/2005 07:07)
aza mba miharitra mampijaly fo sy saina mijanona @ olona tsy azonao atokisana izany! ataovy anatra hanitsianao ny dianao @ ho avy izay rehetra fahadisoana vitanao, dia aza iverenana!