jamba sa marenina?
1. rpk
(
22/05/2005 08:10)
fa hono wa ry reto...refa tena tia tokoa ve de lasa jamba sy marenina???:-D:-D:-D
répondu par eh le 25/06/2005 10:58
2. zefalah
(
22/05/2005 09:32)
tsara be le fantanina!:-D
valin: mazava ho azy ze tia adala ozy le fitenenana.
de lasa jamba mahiratra,sy misy sofina tsy maeno.

3. rpk
(
22/05/2005 09:43)
le sipa reo mitsy tonga de jamba ehhh:-D:-D:-D tsy te ahalala ny kôfy akama taloha intsony:roll:...mody fanina izy ra mifanena @nao eny an-dalana:-w...nefa anie de efa be ihany hoy le hira zay zavatra vita ehhh=))=))=))
4. sonwin
(
22/05/2005 10:58)
fa lasa moana ihany koa indraindray ka, satria tsentsina matetika ny vava:^):^)
5. rpk
(
22/05/2005 15:14)
:roll::roll::roll:
sonwin:
fa lasa moana ihany koa indraindray ka, satria tsentsina matetika ny vava:^):^)
6. mamzelkely
(
23/05/2005 06:39)
sonwin< mahita tenenina mitsy enao ty kaa!!!:-D
mety ho lasa marenina mitsy alo satri refa misy miantso de tsy valina mitsy le telephone eee!!!!

7. rpk
(
23/05/2005 08:07)
mamzelkely:
sonwin< mahita tenenina mitsy enao ty kaa!!!:-D
mety ho lasa marenina mitsy alo satri refa misy miantso de tsy valina mitsy le telephone eee!!!!
ka hita fa efa marenina mitsy ny foko tsy mahare afatsy indry, aleo lery hiantso eo fa tsy raharahiantsika(l)(l)(l)
8. ari.malala
(
23/05/2005 09:48)
hoy i Solo, atao hoe jamba sy marenina zay tia kanefa ianao mbola mahita sy mandre. Mety marina izany ka! jamba tsy te hahita izay ataon'ilay olon-tiana, marenina tsy te handre zay lazain'ny manodidina ihany koa!
10. Mandamina
(
23/05/2005 13:39)
fanontaniana mipetraka, azo valina mitsangana
marina tokoa fa sady jamba no marenina refa tia, mety zavatra mahatonga an'io moa dia hoe, ao alo ilay fankafizana tanteraka ilay fitiavana an'ilay olon-tiana, indrindra mo raha mbola mafana tsara zay, hay kà hadino tanteraka ny manodidina, tsy misy afa-tsy izy roa sisa, tô eny amin'ny volana fa tsy ety an-tany intsony, ka tsy mahare sy mahita ny zava-misy manodidina, fa refa ela ny ela anie miverina mahita sy maheno ihany reny e :-)
de anjaran'ny tsirairay mo zany no mieritreritra izay tokony ataony ao anatin'izany rehetra izany

11. Mandamina
(
23/05/2005 13:42)

12. angelinlove
(
23/05/2005 14:00)
Sady tsy jamba no tsy marenina, amiko manokana. Ohatra hoe rehefa manana ny fiara efa nirinao hatrizay ianao dia tsy maintsy mbola hiteny ihany hoe milay kosa iny vam iny izany, rehefa mahita fiara tsara mandalo. Izany akory tsy midika hoe avelanao ilay fiaranao.
Marina fa tsy azo am-pitahaina ireo fa samy fitiavana daholo izany. Maso mijery anie tsy mitondra mody koa é!
:twisted:

13. Mandamina
(
23/05/2005 14:09)
fanontaniana mipetraka, azo valina mitsangana
marina tokoa fa sady jamba no marenina refa tia, mety zavatra mahatonga an\'io moa dia hoe, ao alo ilay fankafizana tanteraka ilay fitiavana an\'ilay olon-tiana, indrindra mo raha mbola mafana tsara zay, hay kà hadino tanteraka ny manodidina, tsy misy afa-tsy izy roa sisa, tô eny amin\'ny volana fa tsy ety an-tany intsony, ka tsy mahare sy mahita ny zava-misy manodidina, fa refa ela ny ela anie miverina mahita sy maheno ihany reny e :-)
de anjaran\'ny tsirairay mo zany no mieritreritra izay tokony ataony ao anatin\'izany rehetra izany

14. Mandamina
(
23/05/2005 14:11)

15. eh
(
25/06/2005 10:58)
tena maha jamba sy marenina ka! raha fitiavana olona no lazaina eto! tsy mahita afatsy ilay tiana enao ary tsy mahare izay lazain'ny manodidina ny momba azy raha sendra hoe" bandy ratsy iny...sns",efa misy zava miseo vao tonga saina! fa izao ny ahy ilay tiako mihintsy no tsy mety hitan'ny masoko d ahoana? tena jamba fona aho zany!