mitia olona roa ...
1. niainaharison
(
19/05/2005 14:36)
mbo nanandrana zaho fa tsy tafa...fantatr'ilay ankiray "tsy dé tiako loatra" foana hoé tena misy lona hafa tianao kokoa any...hoy ny namako hoé tsy aiko ny teknikany...tsy izany anefa fa efa toetrako mihitsy ny hoé: rehefa misy olona iray tiakao, de tena adinoko fa mbola misy olona 6 miliara mahery koa ane miaraka miriorio aminay roa eto an§tany é...sady tsy tiko atao tsony lé izy fa naharary ahy ny niharany...ka "tsy ataoko izay tsy tiako ataon'ny olona amiko" é...tsy manana remords koa aho amin'izay rehefa sanatria hisaraka amain'ilay olona, ka tsy tratry ny hoé "za koa aza mba manao...", ka ho mora amiko ny hiala amin'ilay namaitaka ahy...
répondu par rrh102 le 29/05/2005 21:13
2. Veloo
(
19/05/2005 16:07)
Ny fahafantarako a dia rehefa tia olona iray enao dia iny ihany na dia manana roa aza...Ny fitiavana amiko dia iray ihany.:P:P
3. booboo
(
19/05/2005 16:29)
na hiaraka @ oul 100 aza tsy hitovy mitsy ny fitiavan'ireo 100 ireo. Misy ho tiana beeee, misy mahafinaritra fotsiny (dé mody oe tiako... mon oeil!)... Fa iraika @ ireo ihany no tena mahadiavolana ny fo sy ny saina sy ny vatana dé zay lé tena tiana zay. Ny ambiny tsy tena fitiavana fa fitiavan-tena.
4. mamzelkely
(
19/05/2005 17:09)
matoa zay enao miaraka am olona roa de tsy maintsy misy zvt iray tsy ananan'ny iray nefa ao am ilay iray (mazava ve reto zany??) de manjary lasa mifameno le fiarahana avy eo. fa misy iray kosa anefa tena efa safidinao!!!
5. Veloo
(
19/05/2005 19:29)
mamzelkely a ie mazava o :lol::lol: zay fa nande ilay emoticon :-D:-D:-D
7. maditra
(
20/05/2005 03:16)
Marina aloha fa soa ny manan-droa, raha mahay, fa matetika raha tia olona anankiroa enao, hitanao fa mitovy ny fitiavanao azy, dia tsy misy tianao izy ireo ny tena marina fa mbola te hilalao enao izay. Fa raha vao tratran'ilay aza manadino vao fay! Izay aloha ny hevitro amin'io olona roa samy tiana doly io e!
11. mamzelkely
(
20/05/2005 06:00)
soa ny manandroa fa tsy maintsy manao choix fôna enao refa ela ny ela...
12. ari.malala
(
20/05/2005 06:17)
tsy soa ny manan-droa! Mankarary saina fotsiny. Na dia ianao handainga lava @ izy 2 aza ve handry ny sainao?! Za manokana aloha tsy mahay mitia olona 2 en même temps zany aho ê! rehefa 1 dia iny aloha no asoavina sy kolokoloina fa rehefa tsy mety ve moa.... mifampitso-drano ê!
14. ari.malala
(
20/05/2005 10:12)
ny inona no hay ny mandanjalanja azy? ny fampirafesana? fa angaha izy io azo lanjaina? dia handainga foana zany? mahavita ianareo ka!
15. mamzelkely
(
21/05/2005 06:59)
le manandroa marina anie ry reto mety mamizana e!!! lany vola, lany hery lany lainga... ka asakasakakreo zay manao an'io alo e!!!:-D
16. tianah1
(
21/05/2005 07:12)
Rehefa tsy mahay mitantana baolina anie de zay mihintsy e!ein!!!!sa aona hoy enao?
18. zandrikely
(
24/05/2005 13:44)
ka zay ilay izy e , matoa anie ny olona mahatanty ny manandroa dia misy dikany ao e , mety misy angamba ny hoe fitiavana an\'ilay zavatra fotsiny nefa koa misy antony hafa ao ,
19. rrh102
(
29/05/2005 21:13)
Ny ahy aloa dia tsy tsara ny mitia olona roa e !
mampandainga io, sady tsy tsara koa ny mamita olona mitovy aminao e !, raha mahatsapa fa manana anabavy e !
koa mba isaino ihany e !
mampandainga io, sady tsy tsara koa ny mamita olona mitovy aminao e !, raha mahatsapa fa manana anabavy e !
koa mba isaino ihany e !