Resak'olon-dehibe
1. hery
(
19/05/2005 08:33)
Fampatsiahivana ho antsika namana rehetra fa misy dinika manokana antsoina hoe resak'olon-dehibe eto amin'ny forum. Ny resaka saro-pady rehetra (izay tsy tokony hovakian'ny ankizy sendra mandalo :-)) dia any no apetraka. Raha sendra misy dinika mikasika izany ka mipetraka any amin'ny lohahevitra hafa dia hafindran'ireo mpandrindra ho ao amin'io resak'olon-dehibe io.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&topid=t405bfd9002733 ary ny dinika manokana ho an'ny lehibe.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&topid=t405bfd9002733 ary ny dinika manokana ho an'ny lehibe.
répondu par tsylaitra le 05/10/2005 19:43
3. danada
(
19/05/2005 09:50)
javascript:emoticon(':*')
tandremo fa isika ray amandreny no tokony ho fitaratra ka izay teny avokan'ny vavantsika sy ny teny soratantsika no halain'ny ankizy tahaka, ka aza gaga raha toa ka mahavoaka ny tokony tsy ho tenenina ny ankizy rehefa eny imasom-bahoaka

4. Cyndi
(
19/05/2005 11:28)
proteger ve io resak'olondehibe io sa tonga d afaka mihiditra izay te hamaky?
7. hery
(
20/05/2005 06:50)
Cyndi:
proteger ve io resak'olondehibe io sa tonga d afaka mihiditra izay te hamaky?
Andramo :-)
10. tsylaitra
(
05/10/2005 19:43)
de inona daholo alou ny kozy ao eh!tena lehibe sa mody lehibe fotsiny