kontôrsiônista
1. rpk
(
18/05/2005 13:40)
Mety tsy miteraka hono ireny sipa kôntôrsionista reny? ( le sipa tena soupla be reny zany de le manao fampisehoana afaka mivalona hôtran’bodofotsy reny). Aza mba azon’reny iany @ alina fa de mihafana….
répondu par fijo le 30/05/2005 22:57
11. ari.malala
(
20/05/2005 11:49)
ary hay ve i fijo ity mahay zavatra toy izany ê! sa ..... na ny virja koa efa mahay ankehitriny?! :-D:-D:-D:-D:-D