tantara an-tsehatra

1. ramatookel ( 17/05/2005 08:55)
Manaôna daholo!!!
Tonga angamba dia ampidiriko ny sujet fa tsy hiodikodina: Manomana fampisehoana izahay sy ny namana vitsivitsy ka mitady tantara an-tsehatra ho lalaovina...Samy tsy dia manana talenta amin'izany kanefa izahay sy tsy misy "isnpiraka" (angamba noho ny fahalaviran-tany?) ka izay no mahatonga ahy manoratra eto...Nandeha tany amin'ny takelaka "tantara an-tsehatra" teto @ serasera ihany aho nefa tsy nahita n'inon'inona :( ka isaorako dieny meloha izay manana hevitra na soso-kevitra ny momba ny ahitako izany. Na tantara iray mihitsy aza (fohifohy fa tsy lava be : genre sketches)mahatsikaiky sy mahaliana!
:D
répondu par sorom le 30/05/2005 06:37
2. booboo ( 17/05/2005 09:33)
Ry Molière ireny jerena dé andramo. sa lava lôtra ve?
3. ramatookel ( 18/05/2005 14:25)
Kou efa hoe @ teny gasy koa!!!!sady lava loatra fa sketches no tadiaviko. Misaotra anao bedabe anefa nanome ny soso-kevitra!
4. booboo ( 18/05/2005 14:40)
hay ve
5. sonwin ( 18/05/2005 14:45)
Fa aiza nefa nareo io?
6. Tenio ( 19/05/2005 09:10)
Kotofetsy sa Imahaka atao:lol:
7. ramatookel ( 28/05/2005 06:59)
sonwin:

Fa aiza nefa nareo io?

Aty Nancy (nord est de france)



8. ramatookel ( 28/05/2005 06:59)
Tenio:

Kotofetsy sa Imahaka atao:lol:

:lol::lol:
Marina toko zany!!!!!


9. sorom ( 30/05/2005 06:37)
Ataovy tokoa ireny Ikotofetsy sy Imahaka ireny, na Itrimobe sy Isohitika, na Rabeniomby sy Ravolahanta, etsetra...
Anontanio koa fa ao Nancy anie be olona mpandala ny maha-Malagasy e: ireo famille Rajerison ireo anontaniana (miala tsiny manonona anarana).
Dia mazotoa fa tsara izany ezaka izany!!!
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1357