sipa milay

1. xxx ( 15/05/2005 08:43)
Tsy tsikaritrareo ve fa ny ankamaroan’sipa any amorontsirak’Gasikara de manana le bika tsara daholo? Indrindra moa fa ny “entana” de tsara de tsara...Fa ny sipa ampovoantany indray matetika tsara tarehy fa eo @ le bika tsy de mahomby loatra matetika...
répondu par fijo le 14/07/2005 22:38
2. felicia ( 15/05/2005 22:20)
io le razam-be tsika e...ny ao afovoan-tany avy @asiaatika moa ny avy any amoron-tsiraka taranaky ny afrikana mifangaro arabo sns...
3. ttittie ( 16/05/2005 12:41)
izaho io aloha dia avy eo ampovoantany dia manao endrika asiatique mihintsy moa zany fa dia fohifohy e! tena marina mihintsy no lazain'i felicia
4. fijo ( 19/05/2005 04:49)
ma miaraha amin'ilay ratsy nefa be entana e
5. welie ( 20/05/2005 13:03)
fijo> hahahahhah........

xxx> Ary ny bandy avy any amorotsiraka koa ve tsara "matos" sa ny eo ampovoan-tany? Hihihi.... :-D :-P

Fa marina io aloha e!
6. fijo ( 15/06/2005 04:44)
welie mitady matos???????
7. chakkakkely ( 15/06/2005 06:45)
welie:

fijo> hahahahhah........

xxx> Ary ny bandy avy any amorotsiraka koa ve tsara "matos" sa ny eo ampovoan-tany? Hihihi.... :-D :-P

Fa marina io aloha e!



odray ny bandy avy any no tena milay be , @ ny rehetra io an ! andramo ange eh!
8. fijo ( 15/06/2005 21:33)
toa tsy dia marina io ry akama ah.
9. yonikafopl ( 16/06/2005 05:58)
he he he he:roll:
10. deghany ( 16/06/2005 13:29)
toa tsy marina io klé!!!
11. kaiah ( 22/06/2005 14:20)
ie ny bandy aviany amorontsiraka tena be matos
fa milay an hihihihii:*
12. fasaly ( 22/06/2005 18:55)
chakkakkely:

welie:

fijo> hahahahhah........

xxx> Ary ny bandy avy any amorotsiraka koa ve tsara "matos" sa ny eo ampovoan-tany? Hihihi.... :-D :-P

Fa marina io aloha e!



odray ny bandy avy any no tena milay be , @ ny rehetra io an ! andramo ange eh!


be morpion be ny bandy avy knou! mamindra be reny!!!
13. fasaly ( 22/06/2005 18:57)
averiko eto fa mikorotana be: hoy ho hçoe ny bandy avy amorontsiraka be morpion be sady mamindra lozantany reny!!!!!
14. fijo ( 22/06/2005 22:27)
noheveriko fa efa nifindrany ndry ko.hummmmm
15. fasaly ( 23/06/2005 16:23)
fijo: tena kozy zany e!
misy namako zay niaraka tamy bandy morontsiraka tany dago fa saika lasa adala nifindran'ireny zavatra ireny fa ny ankamaroan'ireo mintsy hono no titia an'ireny ka! zà aza nangoritsina be notantarain'ilay sipa namako an'izany ry fijo a!
16. fijo ( 23/06/2005 21:03)
tia an'ireny???? hay le izy atao fanahiniana
17. fasaly ( 24/06/2005 08:03)
ie toa hatao fanahy inina angaha ko! izay alony no henoko e! de mba manontany tena zà hoe fa amy fomba ahoana no hanana an'izy ireny sa ve tonga ho azy?.....sa ve hoatra ny hao ihany izany hoe mety misy hifandraisany amy resaka hygienne ve zany le izy...
18. mandrindra ( 24/06/2005 08:43)
ka ireny morpion ireny hono mikaikikaitra dia mangidihidy dia izay no mahatonga andry zalahy mihetsika be e :D
19. fasaly ( 24/06/2005 15:17)
mandrindra:

ka ireny morpion ireny hono mikaikikaitra dia mangidihidy dia izay no mahatonga andry zalahy mihetsika be e :D


hihihihi! zany an! le hoe izy mangitikitika aloha efa henoko e fa lay manikikaikitra no possible:^):^):^)
20. fijo ( 28/06/2005 23:28)
kay le loto anie no mampisy an'ireny e.sa le mihotra hotra foana no milay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0847